Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Ikm Antsahavola, ny atrikasa fifampizarana mahakasika ny fanaovana sary Varatava. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Iray volan’ny Varatava » izy ity. Matihanina, vao misandratra, ary ireo maniry hisehatra eo amin’io sehatra io no andrasana amin’izany. Hiditra amin’ny andiany faharoa ny « Temps Fort Danse”. Taorian’ny fahombiazana nandritra ny […]
Other News
Sinema Malagasy : zavakanto feno ny horonantsary « Domboeza »
Ankoatra ny fampialana voly. Mitondra fahalalana vaovao sy mamelona indray ireo kolontsaina malagasy, avy any amin’ny faritra ny “Domboeza”. Izany indrindra no ilazana fa feno tanteraka ny fepetra maha zavakanto azy. Hisy ny fandefasana ny horonantsary fanadihadiana « Domboeza », ao amin’ny Alliance Française d’Antsiranana, ny 22 Aogositra 2024. Araka ny nambaran’i […]
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga, “1ère division” sy “2è division”, taranja Volley-ball. Tompondaka teo amin’ny D1 ny GNVB2 sy ny Squad 1. Tompondaka teo amin’ny 2D kosa ny Asi 2 sy ny Squad. Nahemotra amin’ny volana oktobra ny fifaninanana “King of the mat”, taranja Jiu-jitsu brezilianina […]
BC EST-Vital Serge: “Nisy vidiny ny ezaka natao”
Mitohy hatrany ny fahombiazan’ny klioban’ny BCEST (Basketball club éspoirs sportifs de Tuléar). Taorian’ny nahazoana ny anaram-boninahitra teo amin’ny basikety U14 sy ny Handball, sokajy zandriny, nandrombaka indray ny U18 lehilahy, ny faran’ny herinandro teo izy ireo. “Nisy vidiny ny ezaka natao aman-taonany maro. Na tsy nahazo anaram-boninahitra aza teo aloha, […]
Baolina kitra – D2 Nasionaly: ho any Ambositra ny AS Ste Anne
Afaka efatr’andro, hanomboka indray ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ”World Ligue des Champions D2 Nasionale”. Hatao ny 23 aogositra hatramin’ny 1 septambra ho avy izao ny fifaninanana. Ekipa 12 no tafita hiatrika izany: ny FC Theo, ny Zoya FC, ny AS St Anne, ny Tia Kitra, ny […]






