Nitatitra ny zava-nisy tany Isalo ny mpitantana azy, Madagascar National Parks (MNP). Nisy trangan’afo manodidina ny valanjavaboahary arovana, ny 18 aogisotra teo, tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Mirefy 4 ha ny faritra may, izay rakotra bozaka sy vato. Tselatr’afo 3 mitsitokotoko niantomboka tany Zahavola, anelanelan’ny hotely Satrana […]
Other News
Autoroute: ho vitaina godirao amin’ity taona ity ny 25 km
Mirefy 80 km ny ampahany voalohany amin’ny arabe migodana hosoritina amin’ity taona 2024 ity. Novaina ny soritry ny lalana, tsy hikitika ny vakoka sy ny tanimbary. Mitohy ny asa fanamboarana ny arabe migodana, miainga eto Antananarivo mankany Toamasina. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), fa lalana mahazaka fiara roa mandroso sy […]
20 aogositra 2024
Tir en l’air du 20 août 2024
Basket – Championnats de Madagascar vétérans: la passe de trois pour Tafaray, ASSM, USA et BC Blindé
C’est déjà l’effervescence totale aux championnats de Madagascar de basket-ball vétérans qui battent leur plein actuellement sur les terrains de Mahamasina. Chez les hommes, les trois équipes d’Analamanga, à l’image de Tafaray (Poule D), AS Saint-Michel (Poule B), BC Blindé (Poule C), et USA Diana (Poule D), poursuivent leur belle […]






