Other News

Noho ny « kolo saina maoderina »: nanjary mora fitahina ny Malagasy

Tahaka ny vatana mila koloina sy omena sakafo sahaza azy ny saina. Nanana amby ampy tamin’ireny ny Malagasy fahiny… Amin’izao vanim-potoana izao, nisy ny fiovana noho ny antony maro. Iray amin’ireny ny tantara. Nanana ny fiantraikany tamin’ny Malagasy izany ! Fitaizana, fanabeazana… Samy sehatra lehibe hoenti-mikolo ny saina. Ho an’ny Malagasy, […]

Indray mijery

Loza mitatao ho an’ny tanora ny fihanaky ny tsimokaretina VIH/Sida. « Tokony ho tonga saina izy ireo satria ahitana taha ambony amin’ny olona mitondra ny tsimokaretina ny Oniversite », hoy ny minisitry ny Fahasalam-bahoaka. Manao hetsika manokana ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanentanana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina. Hisantatra ny taom-pianarana vaovao, 2024-2025, ny […]

Sombim-baovao

Tsy tafita amin’ny dingana manasa-dalana, lalao Olympika Paris 2024, i Sidonie Fiadanantsoa, Ma­lagasy vehivavy mpihazakazaka 100 m misy fefy. La­harana fahenina izy omaly, ary 13 segondra sy 12 ampahazatony no nahavitany ny hazakazaka. Mihintsana izy taorian’izay “répechage” nataony omaly izay. Resin’i Afrika Atsimo tamin’ny isa 3 no ho 0, i […]

“ASIEF 2024”: Lalao basikety 16 no hatao anio

Miditra amin’ny andro fa­hadimy, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, Asief (Association sportive in­terministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) any Antsi­ra­be. Ho an’ny taranja basikety, efa nanomboka ny alarobia teo ny fifanintsanana ary lalao 16 avy hatrany no hatao ho amin’ny anio, eny amin’ny Kianja mi­ta­fo, anatiny sy ivelany, ary […]