Tsy misy mahalala ny olana eo amin’ny Federasiona malagasin’ny basikety ny rehetra. Fantatra nefa fa tsy ao anatin’ireo firenena mandray anjara amin’ny “Afrobasket” atao any Afrika Atsimo i Madagasikara izay efa “qualifiés d’office”. Hotanterahina any Johannesburg Afrika Atsimo, ny 1 hatramin’ny 14 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho […]
Other News
Germain, tale jeneralin’ny hetra : « Manenjika 4 635 miliara Ar ao anatin’ny kitapom-bolan’ny fanjakana izahay »
Sehatra iray mampimenomenona olona maro ny fomba fiasa eny anivon’ny ivon-ketra isan-tsokajiny. Manginy fotsiny ny vola aloa. Mitondra fanazavana mahakasika izany ny tale jeneralin’ny hetra, Germain. * Gazety taratra (*): Andriamatoa Tale jeneraly, inona avy tompoko ny karazan-ketra tokony haloa eto Madagasikara? – Germain, tale jeneralin’ny hetra (-): Maro ny […]
Fantina sy fintina
Nohamafisin’ny filankevitry ny governemanta omaly, fa hatao ny 11 desambra ny fifidianana ben’ny Tanàna amin’ny kaominina rehetra manerana ny Nosy, na ambonivohitra na ambanivohitra. Tsy niova amin’ny tolo-kevitry ny eo anivon’ny Ceni izany ny tetiandro ary izao nankatoavin’ny fitondram-panjakana izao. Voatendry ho tale jeneraly vaovao eo anivon’ny Bianco Razakamanantsoa Gaby […]
Tsy ampy serasera
Niaraha-nahita ny tatitra nataon’ny Bianco, tamin’ny fiandohan’ny herinandro. Mbola manjaka sy aharaisana fitarainana be dia be ny sehatry ny asam-panjakana tena ampiasain’ny vahoaka. Misy minisitera fototra, tsy afa-misaraka amin’ny vahoaka maromaro, tena fositra. Mampihaiky volana ny « fametrahana kely ». Tsy maintsy vola vao asa! Sady mampalahelo no mahasosotra ny […]
Fanolorana ny PGE: tsy sakana ny tsy fijoroan’ny governemanta vaovao
“Ny Praiminisitra amin’ny maha lehiben’ny governamanta azy no mitondra ny Programa ankapoben’ny fanjakana (PGE) eo anoloan’ny parlemanta, dia ny parlemanta no mahita izay azo hanampiana na hanalanana ho fanazavana izany”. Io ny fanazavan’ny loholon’i Madagasikara, Andrianandrasana Tahina Hajaniaina, teny Anosikely, afakomaly, manoloana ny filazana fa tsy ara-dalàna ny fiantsoana fivoriana […]






