Miova manomboka izao ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Tsy izay klioba mahazo ny fifaninanam-pirenena fa hanaovana fifantenana ny miatrika izany. Nambaran’Andrianirina Adrien Julio Edouard, filohan’ny federation sport boules malagasy (FSBM), ny sabotsy lasa teo, teny Tanjombato, fa nankatoavin’ireo filohana ligim-paritra 100%, ny tetikasa […]
Other News
Tompon’antoka ny vadiny: ramatoa maty nokendaina lambahoany
Sady mpampirafy no mpamono olona! Nosamborin’ny zandary ny lehilahy iray nanakenda ny vadiny tamin’ny lambahoany. Niray tsikombakomba tamin-drangahy ny vadikeliny. Voasambotry ny zandary ny faran’ny herinandro lasa teo ny raim-pianakaviana iray, tany Miantsoarivo, distrikan’Arivonimamo. Voampanga ho namono nahafaty ny vadiny izy sy ny vadikeliny. « Efa niaiky ny helony izy […]
Protection des albinos: 52 enfants placés dans un centre
Le centre d’éducation « Sekoly mampiaty Farafangana (Semafa)dans la région Atsimo Atsinanana, accueille actuellement 2 enfants albinos victimes de persécution, dont 30 issus des régions Vatovavy et Fitovinany, 10 de Vangaindrano et 12 de Farafangana. «Leur persécution est malheureusement toujours d’actualité dans ces régions», déplore le préfet de l’Atsimo Atsinanana la […]
IO VACANCES MAHAJANGA 3
Ode aux vacances, le temps suspend son vol à Majunga
VAOVAO TAMBATRA
Milanja 495 taonina ireo vokatra kafe naondrantsika ny taona 2020 raha toa ka nahatratra 43 587 taonina izany ny taona 1999. Tsy nitsahatra mitotongana ny famokarana. Manoloana ireo olana sedrain’ny mpamokatra sy ny lalam-pihariana. Nijery vahaolana maharitra hametrahana ireo paikady hoentina hampiroboroboana ny seha-pihariana sy ny sehatra ara-barotra ny minisiteran’ny […]






