Anisan’ny nanatrika ny fakana ny hevitry ny vahoaka, mahakasika ny Fanadihadiana ny fiantraikan’ny tetikasa ara-tontolo iainana (EIE), natao ny taona 2013-2015 tany Toliara, i Emmerand Joseph, mpikambana ao amin’ny fikambanana Akio Viko. Noraisin’ny Base Toliara daholo ny fanehoan-kevitra sy ny ahiahin’ny mponina. Efa nanome toky ny orinasa fa tsy hanakana […]
Other News
Faritra arovana an-dranomasina : hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny velarana
Hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny valan-javaboary an-dranomasina sy amorontsiraka harovana ho an’ny taona 2026 raha toa ka 1,5 tapitrisa ha. Voakasika ao anatin’izany ny faritra avaratra andrefan’i Madagasikara misy ireo nosy kely marobe. Ny avy eo Maintirano mipaka any Toliara ary ny eo Toliara hatrany Taolagnaro. Izy ireo izay ahitana […]
EDBM-Fiantohana Aro : fampiroboroboana ny fampiasam-bola
Dingana vaovao ! Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Antokon-draharaha fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara (EDBM) sy ny trano fiantohana Aro. Nambaran’ny filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) ny EDBM, Rtoa Rakotomalala Lantosoa, fa natao ity fifanarahana ity, entina hampandrosoana ny fampiasam-bola eto Madagasikara ho an’ny mpandraharaha eto an-toerana (IDN) sy ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina omaly, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions”, taranja baolina kitra. Lavon’ny FC Theo Sava, 1 no ho 0, tany Vohemar, ny ekipan’ny AS ST Anne Analamanga. Marihina fa nahazo karatra mena telo ny solontenan’Analamanga tamin’ity fihaonana ity. Anio no hiakatra […]
Kick Boxing-Mada 2024: nijerena ny hiatrika ny fifaninanana iraisam-pirenena
Nifarana, omaly, tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kick Boxing. Fifaninanana nijerena izay mendrika hiatrika fifaninanana iraisam-pirenena. Mpikatroka 182 avy amin’ny ligim-paritra 14 no tonga nifanina nandritra ny fifaninanam-pirenena 2024 ity. 108 tamin’izy ireo no niatrika famaranana, izany hoe, ady 54 no nitranga nandritra izay […]






