Mandroso ny asa fanamboarana ny tetezana vaovao any amin’ny Soanierana Ivongo, amin’ny lalam-pirenena fahadimy (RN5), PK 530. Mampitohy an’i Soanierana Ivongo sy Vahibe ity fotodrafitrasa ity, anisan’ny tena lehibe, satria mirefy 320 metatra ny halavany, ary 7 metatra ny sakany, azo hifanenan’ny fiara roa. Fiaraha-miasa iarahan’ny mpamatsy vola avy any […]
Other News
DISTRIKAN’I BEALANANA: nahazo fampitaovana ny tantsaha
Natolotra ny 1 aogositra 2024 teo, ny fitaovam-pamokarana ho an’ny mpiompy, ny mpamboly, mitotaly 351 any amin’ny distrika Bealanana, faritra Sofia. Nisitraka izany ny fikambanana tantsaha miisa 14 any amin’ny kaominina miisa 8 (Bealanana, Antsamaka, Ambatoriaha Atsinanana, Ambatosia, Beandrarezona, Mangidirano, Marotaolana ary Ambararatabe Avaratra). Ho an’ny fiompiana, miisa 13 ny […]
Fihariana: maherin’ny 185 miliara Ar ny famatsiam-bola natao
Tanjon’ny fandaharanasa Fihariana, araka ny namoronan’ny filoha Rajoelina azy, ny hampiroboroboana ny fandraharahan’ny tanora. Ao anatin’izany ny hanamorana ny fahazoana famatsiam-bola, fiofanana ary fanohanana manokana. Manana paikady mazava ny fandaharanasa Fihariana, ahafahan’ny tanora sy ny vehivavy mpandraharaha mampandroso ny tetikasany. Hita any amin’ny distrika miisa 115, nanomboka ny taona 2019, […]
Indray mijery
Nandray an-tanana ireo tra-doza nandritra ny lozam-pifamoivoizana teo amin’ny BC Namorona, nahafatesana olona 6, ny tomponandraikitra ifotony ao Manakara. Nanampy tamin’ny fitondrana ny razana hihazo an’i Vohipeno izy ireo ary mikarakara ireo maratra 11 mbola manaraka fitsaboana. Ireo olona namonjy tsena hody any Ambalona , CR Sandroy no tena voa […]
Kitra- D2 Nasionaly: misongadina ny AS Fos, nanao sahala ny AS St Anne
Notanterahina omaly ny andro fahefatra, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions D2 National”. Niraraka toy ny rano ny baolina maty tany amin’ny faritr’i Toamasina. Nomontsanin’ny AS Fos Analanjirofo tamin’ny isa 10 no ho 2, ny ekipan’ny 3M Atsinanana. Nisaraka ady sahala […]






