Namoy ny ainy irery teny an-dalana ny lehilahy iray 30 taona tao Andranovory, fokontany Tsarahasina, kaominina Ambositra, omaly. Manana aretina mitaiza izy, araka ny nambaran’ny fianakaviany. Misy fotoana miseho tampoka, araka izany, io trangan’aretina io. Nianjera tsy nahy tamin’ny sisin-dalana vokatr’izany io lehilahy io. Tsy nahatsiaro tena intsony taorian’izay. Ny […]
Other News
Naiditra eny Tsiafahy: ny sakaizany ihany no namono an’i Miah
Notanana vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, omaly, ilay lehilahy nahavan-doza namono nahafaty an’i Miah teny Nanisana. Voasambotry ny polisin’ny BC2 andro vitsy taorian’ny fahafatesan’io tovovavy io ity sakaizany nahavanon-doza ity. Nosarontsaromana tamin’ny lozam-piarakodia, tratra ihany ny tompon’atoka mivantana tamin’ny fahafatesan’i Miah, ilay tovovavy fanta-daza tamin’ny filalaovana “Echecs”. Ny sakaizan’io tovovavy […]
24 jolay 2024
Tir en l’air du 24 juillet 2024
Contrôle financier: un acteur méconnu des finances publiques
La direction générale du Contrôle financier, intégrée au ministère de l’Economie et des Finances, doit faire preuve de rigueur dans la gestion des finances publiques. Pourtant, ses missions et attributions demeurent trop peu connues du grand public. Une conférence-débat sous le thème, «Le Contrôle financier, sa mission et ses activités, […]






