Nampihoron-koditra ! Nitrangana vonoan’olona feno habibiana indray tao amin’ny fokontany Morafeno, kaominina ambanivohitr’i Fanambana distrikan’i Vohémar, afakomaly. Hita nitsilany tao anaty kirihitr’ala tsy lavitra ny tanànan’i Morafeno ny lehilahy iray 29 taona, mpamboly, efa mihosin-dra sady nahitana diam-pamaky teo amin’ny hatony. Nidina teny an-toerana nahitana ny razana ny zandary niaraka tamin’ny […]
Other News
Handeha hitsabo tena : raim-pianakaviana maty voafaokan’ny Tuc tuc
Nivoaka ny trano hamonjy toeram-pitsaboana ity raim-pianakaviana, omaly. Tra-doza teny an-dalana anefa izy. Voafaokan’ny Tuc tuc ka tsy tana ny ainy. Voadona mafy ny lohany, namoy ny ainy ny lehilahy iray manodidina ny 40 taona nandritra ny lozam-piarakodia tao amin’ny Rond-point Ambohimasina, kaominina Ambatondrazaka, omaly. Anisan’ny mpandalo teny amin’ny sisin-dalana, […]
03 aogositra 2024
Tir en l’air du 03 août 2024
Judo : les Andrianjafintsalama à l’assaut de l’Afrique
Ce 17 août, la capitale camerounaise, Yaoundé, accueillera le championnat d’Afrique junior de judo. Cette année, trois combattantes représenteront Madagascar : les sœurs Andrianjafintsalama, Maylis (-48kg) et Camille (-52kg), ainsi qu’Idealisoa Miangalihanta Ramorasata (-52kg). Les sœurs Andrianjafintsalama, membres de la Diaspora malgache judo, feront leur début en équipe nationale de […]






