Other News

« Coca-Cola PFL » : mivarina diviziona faharoa ny Dato FC sy ny KFCA Diana

Tapitra ny fifaninanana “Coca Cola PFL”, taom-pilalaovana 2024. Mivarina any amin’ny diviziona faharoa ny Dato FC sy ny KFCA Diana. Nisy olana ny fiafaran’ny lalao fahatelo. Notontosaina teny amin’ny kianjan’ny CFFA, etsy Iavoloha, afakomaly, ny andro fahatelon’ny fifaninanana hahafantarana izay ekipa midina any amin’ny diviziona faharoa (D2), “Playout Coca-cola PFL”. […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB 2 vehivavy nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy zandriny U14 sy U16, natao tany Mahajanga, ny herinandro lasa teo. Tsara marihina fa nofoanan’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball ny lalao, ho an’ny lehilahy, noho ny tsy fahampian’ny fetrisa takina amin’ny fifanintsanana. Voahosotra ho tompondakan’i […]

Lalao Olympika (JO 2024): Ireo atleta malagasy sy ny daty hifaninanany

Taranja dimy amin’ireo 47 hiadiana medaly vola-mena ihany no hany handraisan’i Madagasikara anjara amin’ny lalao Olympika (JO 2024), tantera-hina any Paris, Frantsa. Atletisma, ping-pong, lomano, fibatana fonjamby, judo. Ndeha hofan-tarina ireo atleta sy ny daty hifaninanany. J-5 ny fanombohan’ny lalao Olympika (JO 2024) hatao any Paris Frantsa, anio. Anisan’ireo firenena […]

Théâtre Kala : manana ny maha izy azy ireo mpianatra

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Havo­ria Anosy, ny « Fangaro 2024”, fampisehoana niarahana tamin’ireo mpianatra eo anivon’ny “Théâtre Kala”. Fampisehoana dihy sy teatra no nandravaka izay seho izay. Tao anatin’izany no nanehoan’ny mpianatra eo anivon’ity sekolin-javakanto ity ny voka-pamoronana nataon’izy ireo. Azo antoka ny hoavin’ny zavakanto malagasy, indrindra ny […]