Empreintes de destinations de la saison 2023 – 2024
Other News
Lalana RN 6 : vita ny 50% ny Ambilobe-Antsiranana
Mamatsy vola ny fanarenana ny lalana Ambilobe-Antsiranana ny Vondrona eoropeanina ara-bola. Vita hatrany amin’ ny 50% ny asa ataon’ny orinasa Colas. Mitohy koa ny fanarenana ny ampahan-dalana Ambanja – Ambilobe, izay efa vita ny 1/3 amin’ny asa. Vita hatrany amin’ny 90% kosa ny fanamafisana ny fivilian-dalana PK 568, any amin’ny […]
Tobim-pakon’Andralanitra : ahodina ho «biométhane» sy zezika ny fako
Ahodina ho entona « biométhane » sy zezika ho an’ny fambolena ireo fako mitoby eny Andralanitra. Nametraka ozinina eny an-toerana ny orinasa Apis Solutions. Hioty ny vokatra voalohany isika ny volana jolay 2025. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Andralanitra, ny tetikasa fanodinana ny fakon’Andralanitra ho lasa entona […]
«Festival deux roues» : hamory mpitondra moto miisa 30 000
Hatao ny 3 sy 4 aogositra ho avy izao, eny amin’ ny CCI Ivato, ny hetsika goavana «Festival deux roues», andiany voalohany. Mpiara-miombon’antoka manohana azy ny orinasa Airtel Madagasikara. Tanjona ny hamoriana mpikirakira moto maherin’ny 30 000 amin’ io fotoana io, ahitana mpitondra, klioba, federasiona, fikambanana, sns. Lohahevitra noraisina ny […]
TARATRY ny KANTO
Feno 21 taona ny RDJ. Niavaka kely ny nanamarihan’ny Onjampeon’ny tanora izany, satria nivoaka ny efitrano fitenenana ka natao nivantana avy teny amin’ny La City Ivandry avokoa ny fandaharana rehetra, nanomboka tamin’ny «Rivotra» vao maraina. Nanaraka avy eo ny «Mastermixx», «Cool time», «Zany ve dia tsy hay ?», sns. Mazava loatra […]






