Other News

“Fangaro 2024”: seho vaovao no hasehon’ireo mpianatry ny “Théâtre Kala”

Anisan’ny nahafantarana ny Théâtre Kala ny “Fangaro”. Hetsika fanaon’ny sekoly isan-taona izy ity ho fanehoana ny famoronana nataon’ny mpianatra isan-tsokajiny. Tanterahina anio, eny amin’ny Havoria Anosy, ny “Fangaro 2024”, iarahana amin’ny Théatre Kala. Fampisehoana dihy sy filatroana ny asa famoronan’ ny mpianatra dihy eo anivon’ ny Théatre Kala no ho […]

Hasin’ny teny malagasy : hotsiahivina ny « Ny hevi-dravina »

Nampahafantarin’ny Fede­ra­siona malagasin’ny Taek­wondo (FMTKD), izay tarihin-dRakotomanana Franck Tiana, omaly, fa tsy misy idiran’izy ireo ny raharaha misy eny amin’ny tribonaly amin’izao fotoana izao. Nomarihin-dry zareo ihany fa ny resaka ara-bola tsy voalohan’ny mpitantan’ny FMTKD teo aloha no nahatongavan’ireo mpitandro filaminana, nandritra ny lanonana fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha taloha sy […]

Taekwondo : tsy misy idiran’ny Federasiona ny olana nisy teo aloha

Nampahafantarin’ny Fede­ra­siona malagasin’ny Taek­wondo (FMTKD), izay tarihin-dRakotomanana Franck Tiana, omaly, fa tsy misy idiran’izy ireo ny raharaha misy eny amin’ny tribonaly amin’izao fotoana izao. Nomarihin-dry zareo ihany fa ny resaka ara-bola tsy voalohan’ny mpitantan’ny FMTKD teo aloha no nahatongavan’ireo mpitandro filaminana, nandritra ny lanonana fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha taloha sy […]

RDJ 21 taona: hankalazaina amin’ny hetsika ara-javakanto

Mankalaza ny faha-21 taona nijoroany ny Radio des jeunes (RDJ), eto Antananarivo, amin’izao fotoana izao. Nisantarana izany ny fiarahana nifety tamin’ireo mpankafy maro tetsy amin’ny La City Ivandry, nanomboka omaly. « Tanjona ny hahafahana mifanerasera sy mifampiresaka amin’ireo mpankafy ity onjam­peo ity ka antony nanaovana ny hetsika», hoy ny filoha, tale jeneralin’ny […]

Tenisy – Davis Cup: mijanona ao amin’ny sokajy fahadimy i Madagasikara

Nitana ny laharana faharoa, ao amin’ny vondrona “C” ny Akomba de Madagascar teo amin’ny fifanintsanana niadiana ny “Davis Cup”, taranja tenisy, sokajy lehilahy. Vokatra izay tsy ahafahany miakatra fa mijanona ao amin’ny sokajy fahadimy. Ratsy famaranana ny Akomba de Madagas­car, teo amin’ny fiadiana ny “Davis Cup”, taranja te­nisy. Resin’i Botswana […]