Nahoraka tanaty fahamasinana ny fankalazana ny andron’ny alakamisy masina ho an’ny mpino kristianina ho an’ny eto Madagasikara. Nanomboka ny alim-bavaka mandra-pitsangan’ilay « Mesia » amin’ny Paka. Somebiseby ny isam-piangonana satria io no ivon’ny finoana ho an’ny mpanara-dia an’i Jesoa Kristy. Mifanindran-dalana amin’izay ho an’ny mpahay kitana sy volana, niavaka koa ny alina. […]
Other News
Herinandro Masina : Mitaky ny hialana amin’ny fitiavan-tena ny arseveka
Efa ao anatin’ny fanamarihana ny Herinandro masina tanteraka ny mpino kristianina amin’izao fotoana izao. Anisan’ny nitondra ny teny fampianarana momba izany ny arsevekan’Antananarivo, ny Mgr Raoelison Jean De Dieu. Tsotra ny teny fampianarana nentiny amin’izao fiatrehana ny Herinandro masina izao. « Aoka isika hanaiky tanteraka fa tena mpanota. Mora mirona […]
03 avrily 2026
Tir en l’air du 03 avril 2026
Reforme monétaire : la BFM fixe ses priorités
La collecte d’idée se poursuit. Après avoir rencontré le milieu académique et économique, la Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) se déplace au cœur de la population. C’est au Palais des sports qu’il décide d’écouter l’avis du public concernant son initiative de réforme monétaire, le 31 mars. Tour d’horizon des principaux objectifs […]






