Other News

MNP-WCS: Fitantanana maharitra ny alan’ i Makira sy Masoala

Nahazo mpiara-miombon’antoka ny Madagascar National Park sy ny fikambanana Wildlife Conservation Society (WCS), hitantanana maharitra ny alan’i Makira sy Masoala. Nampahafantarina omaly, ny fandaharanasa tohanan’ny Legacy Landscape Fund (LLF) ara-bola, avy amin’ny Fiaraha-miasa alemà (KFW) sy ny Antokon-draharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Tontolo […]

TARATRY ny KANTO

Nanomboka omaly hatramin’ny 31 jolay 2024, eny amin’ny AFT Andavamamba, ny fampi­rantiana haikanto plastika. Seho ranty mitondra ny lohateny hoe “Tantara fohy”. Ny Plum’art, fikamba­nana ivondronan’ireo mpiangaly hosodoko no mikarakara ny hetsika. Ireo mpanao hosodoko vao mi­sandratra kosa no tena homena sehatra ao anatin’ izany. Tanterahina mandritra ity volana jolay […]

Natomboka teny amin’ny Ivokolo : volana jolay, volan’ny sary hosodoko

Efa nisy ny “Hosotra” taloha. Nomena sehatra bebe kokoa ity seha-kanto ity nanomboka ny taona 2021, ka raikitra ny “Iray volan’ny sary hosodoko”, isaky ny volana jolay. Inona no hatao hampitodika ny Malagasy bebe kokoa amin’ny hosodoko? Ny va­lin’izay fanontaniana izay no natambatra, ka niteraka ny “Iray volan’ny hosodoko”. Tsy […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsodrano ireo tanora hisolo tena antsika amin’ny «Parlement francophone des jeunes » ny filohan’ny Antenimierampirenena mpisolo toerana, Rabe­nirina Jean Jacques, omaly, teny Tsimbazaza. Anisan’ izany i Mitsin­jolavitra Lalaina sy Solofohanitra Jaspierre. Hihazo ny any Canada ny 3 jolay izao. Tsiahivina fa nifarana omaly koa ny fe-potoam-piasan’ireo depiote. Miova mpitantana ny […]