Other News

Nandroba volamena sy vola : dahalo roa lahy maty voatifitra

Lavon’ny tifitry ny zandary ny dahalo roa lahy nangalatra tao Antanamandroso, fokontany Mangatoka, kaominina Mahajamba, ny 29 jona teo. Mpanao fanafihana mitam-basy, efa nahazo entana maro isan-karazany tamin’ny toerana samihafa ireo olon-dratsy ireo. Nanao fikarohana, araka izany, ny mpitandro filaminana nampian’ny fokonolona. Niainga avy ao Bepaipaika ireo mpanara-dia ireo ka […]

Olana ara-pitiavana: Vehivavy maty nananton-tena

Niady mivady lava! Diso fanantenana tamin’ny fitiavana ny renim-pianakaviana iray ka nisafidy ny hamono tena. Nahantony tamin’ny tady ny tendany, araka ny filazan’ny zandary. Tanora vao erotrerony, maty nananton-tena ny vehivavy iray 20 taona tao amin’ny fokontany Anko­bakobaka, kaominina ambanivohitr’i Morafeno, ny zoma 28 jona teo. Tsy nisy nanampo na […]