Other News

Handball – CCCOI 2024 : hofaranan’ny Malagasy sy i Mayotte

Hotanterahina etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, amin’ity talata ity ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny ekipa tompon’ny amboara (CCCOI 2024), taranja handball, sokajy “senior”, lahy sy vavy. Adin’ny ekipa malagasy sy i Mayotte izany na eo amin’ny vehivavy na ho an’ny lehilahy. Ho an’ny andriambavilanitra, hifandona […]

«Copa America 2024» : mbola voatazon’ i Argen­tine ny amboara

Tsy mbola votsotra eo am-pelatanan’i Argentine ny amboaran’ny “Copa America”, efa azony ny taona 2021. Omaly alatsinainy, nandritra ny famaranana, natao tao amin’ny kianja Miami, resin’i Argentine tamin’ny isa tokana 1 no ho 0 i Colombie. Nivoaka sempotra anefa ny Argentine vao nivoaka ho mpandresy, satria efa tany amin’ny fanalavam-potoana, […]

Baolina kitra – Amboaran’ny Caf: any Maurice no handray lalao ny Elgeco Plus

Any ivelan’i Madagasikara no handray ny lalao mandroso, ny ekipan’ny Elgeco plus, solontenan’ny Malagasy amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (CCAF). Tsy mbola manana kianja ankatoavin’ny Caf i Ma­dagasikara. Araka izany, nilaza ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny klioba Elgeco Plus de Madagascar fa any Maurice no handray […]

Fandraharahana: Liana amin’ny tetikasa Odof ny mpianatra

Hivondrona sy hanangana orinasa ho azy ireo manokana ny mpianatra avy ao amin’ny Lycée téchinique profesionnel Moramanga taorian’ny fihaonany tamin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, ny herinandro teo. Nampirisika sy nanohana azy ireo hiditra eo amin’ny sehatry ny fandraharahana ny minisitra dieny mbola any an-tsekoly. Orinasa azo […]

Fahatongavan’ny Emirates Airlines: natsangana ny komity manokana

Ao anatin’ny fanomanana ny fahatongavan’ny kaompania Emirates Airlines eto Ma­dagasikara. Natsangana ny komity manokana hisahana ny fanomanana samihafa izay eo ambany fiadidian’ny Repobli­ka. Handrindra izany ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Hampitombo ny sidina iraisam-pirenena eto Madaga­sikara sy hampahafantatra ny firenena any ivelany ho an’ny fampiroboroboana ny sehatry […]