Other News

Fanomezan-dra : nandray anjara ny Star

Marihina isaky ny 14 jona ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny mpanome ra. Toy ny fanaony isan-taona, nitondra ny anjara birikiny ny orinasa Star, ta­min’ny alalan’ny fanomezan’ny mpiasa ra an-tsitrapo. Teo ihany koa ny fizarana zava-pisotro mamy, ho an’ireo na­natontosa izany. Nisy ny fiaraha-miasa tamin’ny ”Centre regional de transfusion sanguine” eto […]

Angovo eto Madagasikara: Ambany ny taham-pisitrahana herinaratra

Mbola ambany ny taham-pisitrahana herinaratra eto Madagasikara. Ny taona 2022, manodidina ny 36% izany, izay mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahasivy amin’ireo firenena zara raha misitraka angovo, araka ny tatitra navoakan’ny Tanjona fampandrosoana lovainjafy ODD fahafito (ODD 7) na ny « Tracking SDG 7 ». Misahana manokana izany fanadihadiana izany ny […]

Fadintseranana malagasy : hamafisina ny fanaraha-maso ny sisintany

Hisy ny fanatsarana entin’ny fadintseranana amin’ny fiambenana ny sisintany sy ny fari-dranomasina. Hampiasa fitaovana raitra sy hanamafy ny lafiny fifaneraserana amin’ny mpanjifa izy ireo. Anatin’ny fanatsarana ny fomba fiasa ny eo anivon’ ny fadintseranana mala­gasy, ankehitriny. Hiompana amin’ny fanamafisana ny fiambenana sy ny fanaraha-maso ny sisintany izany. Hiroso amin’ny fampiasana […]

Airtel Africa : Fiaraha-miasa amin’ny Network

Misehatra amin’ny fanamorana ny varotra niomerika amin’ny firenena 50, ka 40 aty Afrika ny orinasa Network international. Misy ny fiaraha-miasany amin’ny Airtel Africa, izay miasa amin’ny firenena 14, hanamorana ny fifanakalozam-bola. Maherin’ny 200 ny rafitra ara-bola iasany ka manodidina ny 1,6 miliara ny fifanakalozana ara-bola niomerika ataony. Toy ny fanangonam-bola […]