Vina amin’ity taona 2024 ity ny hanajariana velaran-tany 100 000 ha. Hiakatra 10-15% ny vokatra ka tsy hanafatra any ivelany intsony. Nitatitra ny zava-bita tato anatin’ny 3 volana voalohany ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Ratoharijaona Suzelin, ny 11 jona teo. Nifantoka amin’ny paikady telo ny asa natao. Ny […]
Other News
“Inty aho hamalifaly” : hanome voninahitra an’i Noël Rakotoarivony i Kiady
Andrarezina iray teo amin’ny famoronan-kira. Rariny raha nanokana rakikira, ho fanomezam-boninahitra an’i Noël Rakotoarivony, i Kiady Anisan’ireo mpamoron-kira nametraka tantara i Noël Rakotoarivony. Mety tsy dia faheno ny anarany, saingy ny sanganasany kosa nohirain’ireo mpanakanto malaza toa an-dry Solo sy Bodo. Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanomezam-boninahitra ity mpamoron-kira andrarezina […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A basikety, faritra afovoany, izay hatao any Antsirabe. Hisy lalao efatra handeha eny an-toerana. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny GNBC Analamanga sy ny MBC Atsinanana. Lavon’ny Asco Atsimo Andrefana tamin’ny isa 38 no ho 29 ny THBC, afakomaly, nandritra […]
Afo Olympika tao La Réunion : nanatrika ny fandalovany i Madagasikara
Nandalo tany amin’ny nosy rahavavy La Réunion, ny herinandro lasa teo, ny afo ho an’ny lalao Olympika «JO 2024». Anisan’ny nanatrika izany i Madagasikara, tamin’ ny alalan’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) mpisolo toerana, Ramonjavelo Valéry, sy ny tale jeneralin’ny fanatanjahantena, Rakotozafy Rosa. Sambany i Madagasikara no nahazo […]
Slalom: norombahin’i Olivier ny voalohany
Notanterahina tany Antsirabe, ny sabotsy 15 sy ny alahady 16 jona lasa teo, ny dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny Slalom. Fifaninanana, nokarakarain’ny Auto sport 110. Nandrombaka ny fandresena i Olivier, mpanamory avy amin’ny klioba ASACM, nitondra ny fiara Citroën C2. 2 mn 08, 51s ny fe-potoana […]






