« Je concrétise toujours mes projets », a fait savoir le président de la République Andry Rajoelina, lors de la visite de chantier des travaux de construction de l’autoroute reliant Antananarivo à Toamasina. Selon les prévisions, les travaux devraient être entièrement achevés en décembre 2027. Les travaux engagés avancent et sur la […]
Other News
Filana iraisam-pirenena : mirongatra ny trafikana harena voajanahary
Nahatratra 26 ireo tranga fanondranana harena voajanahary hitan’ny Alliance Voahary Gasy teto amin’ny Nosy, tamin’ity taona ity, raha ny fampahafantarana nataon’izy ireo niaraka tamin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana etsy Andrainarivo, omaly. Manodidina ny 5 383 mahery ny sokatra nahondrana tsy ara-dalàna, 48 gidro ary 100 ihany koa ny Baobab nains miala […]
Minisitra Andonirina : “Hampiharina ny lalàna”
Niharan’ny herisetra miisa telo ireo mpianala, tao anatin’ny roa volana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD), Andonirina Max Fontaine, omaly. ”Tsy eken’ny fanjakana mihitsy izany ary tsy maintsy ampiharina ny lalàna manoloana izany”, hoy izy. Nambarany fa efa mandeha koa ny fanadihadiana momba ny […]
Jeneraly Ravalomanana Richard : “Vonona hatrany hijery ny mahasoa ny vahoaka izahay”
Nasongadin’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny fiahian’izy ireo ny eny ifotony. “Ny Antenimierandoholona dia vonona hatrany hiresaka sy hihaino ary hijery izay soa ho an’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fiahiana ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny fanaovana tolo-dalàna”, hoy ny kabary famaranan’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard, ny fivoriana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 13 sy ny 14 jolay ho avy izao, eto Antananarivo, ny andro voalohan’ny fifaninanana « Play out PFL », hahafantarana ny ekipa roa mihintsana any amin’ny diviziona faharoa. Raha ny vaovao voaray, hatao ny faran’ny volana jolay kosa ny fifanintsanana nasionaly diviziona faharoa. Hotanterahina ny 6 hatramin’ny 14 jolay ho […]






