Other News

Rugby à VII – « Africa sevens Men 2024 »: nahazo isa 18 ny Makis de Madagascar

Namoaka ny isa azon’ny ekipa tsirairay avy, omaly, ny Rugby Afrique, taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny rugby lalaovina olona 7, so­kajy sénior, lehilahy, « Africa sevens Men 2024 ». Fihao­nana natao tatsy Maorisy, ny 29 sy ny 30 jona lasa teo. Fantatra ary fa nahazo […]

Baolina kitra – «Euro 2024» : hidona amin’i Espagne i Allemagne

Hangotraka ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, «Euro 2024». Fihaonana tanterahina any Allemagne. Hifampi­katroka eo amin’ny ampahefa-dalana mantsy ny La roja Espagne sy ny Mannschaft Allemagne. Ekipa andrarezina ao Eoropa amin’izao fotoana. Hiendrika famaranana kely ny azy roa tonta ireto. Hanana tombony i Allemagne […]

“Telma Coupe 2024” : hatao ny alakamisy ho avy izao ny manasa-dalana

Hatao eny amin’ny kianja Elgeco Plus, By-pass, avokoa ny manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ny alakamisy ho avy izao. Hiady ny tapakilan’ny famaranana ny Elgeco Plus sy ny Inate Fc Rouge ary ny Disciples sy ny CFFA. Ela ny ela! Hotanterahina eny By-pass, rahafakampitso, ny dingan’ny manasa-dalana fiadiana ny amboaran’i […]

BNI Madagascar ; manohana ireo vehivavy mpandraharaha

Naneho ny fahavononany hanohana ny vehivavy mpandraharaha sy ny fampandrosoana maharitra eto Mada­gasikara ny BNI Madagascar, nandritra ny hetsika fahadimy «COMESA Federation of Women in Business Trade Fair (COMFWB) », ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra izay, namelabelatra ny tontolon’ny fampiasam-bola maitso sy ny fampandrosoana lovain-jafy ny tale jeneralin’ny BNI Madagascar, Alexandre […]

Taom-piotazana lavanila: hentitra ny fanaraha-maso ny vokatra

Hanara-maso ny vokatra lavanila ireo tomponandraikitra isan-tokony mandritra ny fotoana hiotazana sy hamarotana ny vokatra amin’ity taom-piotazana lavanila 2024 ity, any amin’ ny faritra Atsimo Atsinanana. Nisy ny atrikasa niarahana tamin’ireo manampahefana any an-toerana sy ireo tale isan-tsokajiny voakasiky ny vokatra lavanila, ny herinandro teo. Nofaritana, nandritra izany, ny toerana […]