Anisan’ny mampiavaka ny RFF Amparibe Famonjena ny fanatanterahana hetsika ho an’ny tanindrazana sy ny ankizy hanala fanadinanna. Ho an’ity taona 2024 ity, hiaka-tsehatra ihany koa i Henri Ratsimbazafy! Hotanterahina, anio talata 25 jona, etsy amin’ny FJKM Amparibe Famonjena, manomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva ilay hetsika lehibe, vavaka ho […]
Other News
Fantina sy fintina
Tsy anisan’ireo handray anjara amin’ny fankalazana ny fetim-pirenena ireo mponina amin’ireo kaominina miisa 31 any amin’ny distrikan’i Vangaindrano. Nambaran’ny filohan’ny BAAM ho anton’izany ny antsojay sy fanenjehana ny depiote Masy Goulamaly, i Mahavitara Sylvestre ary Razanamahasoa Christine. Miisa efatra mianadahy ireo tanora voafantina hiofana any Sénégal, amin’ny alalan’ny programa andiany […]
Tsy mahantra ny Malagasy
Mihanoka tanteraka anatin’ny asaramanitra Ramalagasy. Fety aman-danonana natokana hanamarihina ilay fahaleovantenan’ny firenena, feno 64 taona. Fiaraha-mikoragna sy mifaly manerana ny tanàna. Hanadinodinoina ny fahasahiranana mianjady amin’ny isam-batan’olona. Mahavariana ny mahita ny ankamaroan’ny olona manjifa ny tolotra fialamboly etsy sy eroa. Mifanitsakitro manerana ny tsena. Mipetraka ny fanontaniana: mitombona ihany ve […]
Fiaraha-miasa amin’ny Unicef: hiaro ny zon’ny ankizy ny fitsinjaram-pahefana
Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany tetsy Anosy, omaly, ny solotena maharitry ny Unicef eto amintsika, i Christine Jaulmes. Voaresaka tamin’izany fihaonana izany ireo lohahevitra samihafa. Nisongadina ny momba ny sehatry ny fitsinjaram-pahefana sy ny andraikitra sahanin’ity Sampandraharahan’ny Firenana mikambana misahana ny reny sy ny zaza ity. […]
Tselatra
Mpitondra moto iray nositomina tao amban’ny taxi-be teny Anosizato, omaly maraina. Nikasa hijanona io mpitondra moto io kinanjo tafasitrika tampoka tao ambany fiara. Tsy nisy aina nafoy. Potika ny moto nentin’io tra-doza io. Manaraka fitsaboana ireo zandary telo voatifitra, nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo tao amin’ny kaominina Ankisatsy, distrika Maintirano, […]






