Hanao ahoana ny valim-pifidianana ofisialy havoakan’ny HCC ny amin’ny fifidianana depiote? Raha ny valim-pifidianana vonjimaika navoakan’ny Ceni: mahazo toerana 81 eny Tsimbazaza ny Irmar, 55 ny an’ny tsy miankina, 22 ny vondrona Firaisankina, efatra Fivoi, iray Kôlektifa an’ny Malagasy. Mety hisy ve ny fahagagana? Na fitsimbadihan-javatra amin’ny fotoana farany… Hanao […]
Other News
Nandroba vola roa hetsy Ar: roa lahy voasambotry ny zandary
Jiolahy roa lahy voasambotry ny zandary tao amin’ny fokontany Ambohimandroso, kaominina ambanivohitra Mahereza, omaly. Nahafantatra ireo olon-dratsy fa irery tao an-trano ny renim-pianakaviana. Nandondona ny varavarana izy roa lahy tamin’ny 11 ora alina. Nisoloky ireo mpandroba. Mody nilaza hanatitra ilay rangahy mamo izay vadin’io ramatoa io ireo roa lahy. Namoha […]
Fanafihana teny Ambohitrimanjaka: jiolahy efatra maty voatifitra
Nifampitifitra tamin’ny polisy, jiolahy efa-dahy lavon’ny balan’ny SAG teny amin’ny Art malagasy, ny faran’ny herinandro teo. Ravan’ny polisy ny asa ratsy nataona fikambanan-jiolahy teny Ambohitrimanjaka, ny zoma 21 jona teo. Naharay loharanom-baovao ny ekipan’ny polisim-pirenena eo anivon’ny Sag fa misy andian-jiolahy mitam-basy mikasa hanao fanafihana eny amin’ny manodidina ny Art […]
Teslatra
Tratran’ny andrimasom-pokonolona ny mpamaky trano iray tao amin’ny fokontany Soavinandriana, kaominina Sambava, omaly maraina. Niezaka nanda sy nandositra ny fokonolona nisambotra azy i Lekarany saingy tsy naharesy tosika ary noraisim-potsiny teny aminy ny entana nangalariny. Ramatoa nanatitra sakafo ho an’ny vadiny voafonja nosamborin’ny polisy tao Mahajanga, afakomaly. Nosisihan’io vehivavy io […]
FMI – FEC: décaissement immédiat de 48 millions de dollars
Le Fonds monétaire international (FMI) annonce le décaissement immédiat de 48 millions de dollars pour Madagascar. Cette somme constitue la première tranche du programme de Facilité élargie de crédit (FEC) d’un montant total de 337 millions de dollars, accordés sur une période de 36 mois. La décision a été prise […]






