Other News

Nandresy 2 no ho 1: laharana voalohany ny Barea!

Mitazona ny laharana voalohany ao amin’ny “Vondrona I” ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny isa 2 no ho 1 ny ekipam-pirenena kaomorianina, omaly, tany Johannesburg. Mitohy ny fahombiazana! Nahazo isa telo fa­nampiny indray ny ekipam-pirenena Barea, omaly, tao amin’ny kianjan’ny FNB Stadium Johannesburg Afrika Atsimo. Nandresy an’i Como­res tamin’ny isa 2 […]

Tantara amin’ny radio: mila mitandrina ny mpanoratra

Miverina liana amin’ny tantara fihaino amin’ny radio indray ny Malagasy. Saika mandefa izany rahateo ny ankamaroan’ny radio eto an-toerana. Mahaliana, saingy, mila fitandremana fatratra ny mpanoratra sy ny mpanatontosa. Ilay vontoatin’ny tantara, mitady hivaona. Mpanoratra tsy mahafehy na tsy mahafantatra momba ny fomban-drazana, ohatra, kanefa manasongadina ao anatin’ny sanganasany fa […]

MFF andiany faha-19: maro ny tanora sy vehivavy malagasy mifaninana

Anisan’ireo ambohipihaonan’ny fianakaviamben’ny sarimihetsika eto Afrika, indrindra ny eto Madagasikara, ny MFF. Miditra amin’ny andiany faha-19 ny hetsika, ary vinan’ny mpikarakara ny hitondra ny tsaratsara kokoa hatrany. Tanterahina ny 5 hatramin’ny 12 jolay 2024, eto Antananarivo, ny “Mada­gascourt Film Festival” (MFF), andiany faha-19. Ny fikambanana Rencontre du Film Court no […]

Tetikasa 2024: hampifandanjana ny vola miditra sy mivoaka

Nampahafantarina omaly, teny anivon’ny Antenimieram­pirenena ny volavolan-dalàna momba ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho amin’ny taona (PLFR) 2024. « Somary narisarisa ny fandoavan-ketra ka tsy tratra ny vina tamin’ity ta­pany voalohany amin’ity taona 2024 ity », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Natao, hoy izy, izao […]

Faritra Menabe : mitotongana ny vidim-boanjo

Velon-taraina ny tantsaha mpamokatra voanjo amin’ny ta­nànan’Ampanihy, distrika Menabe. Mitotongana ny vidin’ny voanjo noho ny tsy fisian’ny orinasa mpanodim-bokatra. Anke­hitriny, nidina ho 1 500Ar ny kilaon’ny vokatra raha toa ka 2 300Ar izany tamin’ny taon-dasa. « Betsaka ny orana tamin’ity taona ity izay anisan’ny nampitombo ny vokatra saingy nandiso fanantenana ny mpamokatra ny […]