Other News

ITM-IHM : « Hanangana hotely kintana 5 miisa 15 », hoy ny filoha Rajoelina

Anisan’ny nivoitra nandritra ny kabarin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, teny amin’ny hetsika ITM-IHM, ny hanan­ganana hotely lehibe kintana 5 miisa 15. Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny fizahantany izany. Nisantatra ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany, ITM andiany faha-10, sy ny asa tanana IHM, andiany voalohany, eny amin’ ny CCI Ivato, […]

Craam Ankatso: maro ireo atrikasa ho hita eny an-toerana

Tanterahina anio, eny amin’ ny ADMC Craam Ankatso, ny atrikasa Slam Poezia, iarahana amin’i Tagman Namgat. Hetsika tafiditra ao anatin’ny «Build a healthy lifestyle», karakarain’ny fikambanana Alfa Madagascar. Hetsika ahitana atrikasa maro samihafa amin’ny zava-kanto sy fanatanjahantena isan-kazarany. Tanjona ao anatin’izany ny fampiroboroboana sy fampivelarana ilay taranja. Anjaran’ny mpankafy Slam […]

Na safidy aza…: Tsy natao hanimbazimbana olona ny tantara fihaino

Marobe ny Radio eto Madagasikara. Anisan’ ny mahasarika mpihaino amin’ny fandaharana atolotr’izy ireny ny tantara. Mitombo isa manaraka izany ihany koa ny mpanoratra tantara fihaino amin’ny Radio… Mipoitra ny tranga hafahafa! Manana ny fototra sy ny antony nananganana azy ny Radio rehetra. Fanontaniana tsy maintsy valiana ao anatin’ny taratasy fenoina […]