Other News

Vola malaky sy fisolokiana : tandremo ny fandraikirekena!

Mahazo vahana ny fisolokiana amin’ny merikiora sy ny fampitomboam-bola mahagaga. Mandraikiraiky amin’ny fahaiza-miresaka ny olon-dratsy. Samia mitandrina ! Mila mailo sy malina fa tsy kely lalana ny ratsy ! Mirongatra ny fisolokiana sy ny fitatipaka isan-karazany mba hahazoam-bola. Manararaotra ny fahasahirana ny olon-dratsy. Vao tamin’ny herinandro lasa no nisy mpivady, mpisoloky amin’ […]