Other News

Tsy ho lasan-kovavany !

  Maro ny tsy fanarahan-dalàna, betsaka ny tsindry hazo lena , tsy tambo isaina ny kolikoly , santionany amin’ny andavanandrom-piainan’ny vahoaka malagasy izany. Tsy hanavana satam-piarahamonina fa samy mahita faisana izay sendra ny « olon-dratsy », mpanao izany. Olona tsisy etika, tsy manaja ny fitsipi-pitondrantena efa maty fanahy sy zatra ny lalan-dririnina. Tsy […]

Rajoelina Andry : “Tsy vita raha tsy ifanakonana ny mandrafitra ny hoavy mamiratra”

“Tsy mikely aina aho mitafa amin’ireo vonona hampandroso an’i Madagasikara”, hoy ny filoha Rajoelina Andry. Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena hafa any ivelany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tao Séoul, renivohitr’i Korea Atsimo, ny fihaonana an-tampony Korea-Afrika. Man­­dray anjara amin’izany ireo filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta eto Afrika, miaraka amin’ny tomponandraiki-panjakana […]

TSELATRA

Norobain’ny jiolahy efa-dahy ny vola rehetra tao amin’ny tranom-barotra iray tao Tanamakoa, Toamasina, omaly. Nitondra basy ny iray tamin’ireo olon-dratsy. Voadaroka ny raim-pianakaviana tompon-tsena, ka naratra voan’ny antsy ny faritry ny vatany. Tsy nahina ny ainy ary efa nahazo fitsaboana teny anivon’ny hopitaly ny tenany. Karohin’ny zandary ny olon-dratsy nanolana […]

Tsaratanàna : Jiolahy mpaka an-keriny voasambotra

Voasambotry ny zandarimaria tao amin’ny trano fonenany ny jiolahy raindahiny amin’ny fakana an-keriny, tao Ambohidray, kaominina Manakana Vonimbohitra, distrikan’i Tsaratanàna, ny faran’ny herinandro teo. Atidoha tamin’ny tranga fakana an-keriny tao amin’ny tanànan’Ambodikininina, ny 17 mey lasa teo io olon-dratsy io. Nikaroka azy taorian’izay ny zandary miasa ao amin’ny kaompania Andriamena. […]