Other News

TARATRY ny KANTO

“Embona sy hanina an’i Dadah R’Abel”. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy Mahaleo, sy ny mpankafy an’i Dadah R’Abel manokana ity. Seho miavaka ho fahatsiarovana azy ny sabotsy 29 jona izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy amin’ny PK 00 Soarano. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-70 taonan’ity mpanakanto ity izany, raha […]

“Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano” : mpikanto sy tia kanto 50 mahery handray anjara

Miainga eny ifotony hoe ny fampandrosoana? Ka izay indrindra ny soatoavina vohizin’ny “Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano”. Hafatra ampitaina amin’ny alalan’ny zavakanto… Inona tokoa moa ilay hoe fihavanana, lazaina fa soatoa­vina an’ny Malagasy manokana? Mila tsy voavaly intsony izay, raha tarafina amin’ny fiainam-piarahamonina misy amin’ izao fotoana. Inona anefa ny tokony […]

Jono sy ny toekarena manga: azo avy amin’ny tsy fanarahan-dalàna ny antsasaky ny vokatry ny jono

Fidiram-bola ho an’ny tokantrano malagasy maro ny jono. Miantoka ny toekarem-pirenena sy ny harin-karena faobe koa. Taona maro izao, mihavitsy ny trondro an-dranomasina na an-dranomamy eto Madagasi­kara. Azo avy amin’ny tsy fanarahan-dalàna avokoa ny antsasaky ny vokatry ny jono eto Madagasikara. Mihena ny trondro (filao na fya ) any amorontsiraka […]

FANTINA sy FINTINA

Manentana ny rehetra mba hiandry amim-pitoniana ny valim-pifidianana ny kandidà Irmar, Toamasina I, Naharimamy Lucien Irmah. Matoky ny rafi-pifidianana misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana ireo kandidà rehetra matoa mirotsa-kofidina. Mba tsy ho avy amin-dry zareo nosafidin’ny vahoaka no hiavian’ny fanafintohinana, ka hanakorontana saim-bahoaka na ny fiainam-bahoaka. Marobe ny […]

Distrikan’i Sambava: miofana ireo tomponandraikitry ny kaominina

Tanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny 7 jona 2024, ao Sambava, ny fiofanana mahakasika ny tetibolam-pandaharanasa, karakarain’ny minisiteran’ny Fitsinja­ram-pahefana sy ny Fana­jariana ny tany, amin’ny ala­lan’ny « Institut National de la Dé­centralisation et du Déve­loppement Local » (INDDL), tohanan’ny programa Rindra sy ny USAID ary ny Pnud. Tomponandraikitry ny kaominina enina, ao anatin’ny distrikan’i […]