Tontosa soamantsara ny “Festival Sabotsibe” tany Mandritsara. Hipoka olona ny kianja nandritra ny telo andro, indrindra tamin’ny famaranana izay niakaran-dry Jean Rigo, Rootsman ary i Sisca. Ito farany izay zanak’i Mandritsara no namarana ny fety, ka tsy nisy nety nisaraka raha tsy efa tamin’ny 8 ora maraina. Azo lazaina ho […]
Other News
Graphite molo : mahasarika ny orinasa mpitrandraka
Vonona hiara-hiasa sy hitrandraka ny graphite molo eto Madagasikara ny Société financière internationale (SFI). Noho izany, maminavina hampiakatra ny famokarana 150 000 taonina isan-taona ny orinasa NextSource Materials amin’ny alalan’ny famatsiam-bola mitentina 162 tapitrisa dolara ataony raha manodidina ny 17 000 taonina isan-taona ny vokatra azony amin’ izao fotoana. Sampandraharaha […]
Fanomezan-dra : nandray anjara ny Star
Marihina isaky ny 14 jona ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny mpanome ra. Toy ny fanaony isan-taona, nitondra ny anjara birikiny ny orinasa Star, tamin’ny alalan’ny fanomezan’ny mpiasa ra an-tsitrapo. Teo ihany koa ny fizarana zava-pisotro mamy, ho an’ireo nanatontosa izany. Nisy ny fiaraha-miasa tamin’ny ”Centre regional de transfusion sanguine” eto […]
Angovo eto Madagasikara: Ambany ny taham-pisitrahana herinaratra
Mbola ambany ny taham-pisitrahana herinaratra eto Madagasikara. Ny taona 2022, manodidina ny 36% izany, izay mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahasivy amin’ireo firenena zara raha misitraka angovo, araka ny tatitra navoakan’ny Tanjona fampandrosoana lovainjafy ODD fahafito (ODD 7) na ny « Tracking SDG 7 ». Misahana manokana izany fanadihadiana izany ny […]
Fadintseranana malagasy : hamafisina ny fanaraha-maso ny sisintany
Hisy ny fanatsarana entin’ny fadintseranana amin’ny fiambenana ny sisintany sy ny fari-dranomasina. Hampiasa fitaovana raitra sy hanamafy ny lafiny fifaneraserana amin’ny mpanjifa izy ireo. Anatin’ny fanatsarana ny fomba fiasa ny eo anivon’ ny fadintseranana malagasy, ankehitriny. Hiompana amin’ny fanamafisana ny fiambenana sy ny fanaraha-maso ny sisintany izany. Hiroso amin’ny fampiasana […]






