Other News

Fametavetana vehivavy mpivavaka: Pasitera roa indray naiditra am-ponja

Samy voasaringotra amina raharaha fanolanana avokoa ireto pasitera roa lahy amina fiangonana zandriny ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana ireto. Niakatra fampanoavana teo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Toamasina izy ireo ka naiditra am-ponja. Voalohany, raharahan’ny fiangonana zandriny ao amin’ny fokontany Ma­ro­va­to, kaominina Toamasina II. Nilatsaka ny fanapahan-kevitry ny fampanoavana ta­min’ilay […]