Notontosaina, omaly, tany Nairobi Kenya, ny andro voalohan’ny fifanintsanana “Billie Jean King”, vondrona III, sokajy vehivavy, taranja tenisy. Ratsy ny vokatra ho an’i Madagasikara. Resin’i Zimbabwe tamin’ny isa 2 no ho 1 izy ireo. Mitana ny laharana fahatelo ao amin’ny sokajy “A” ny ekipam-pirenena malagasy. Tsiahivina fa miray vondrona amin’izy […]
Other News
Fifanintsanana «Mondial 2026»: izao maraina vao tonga atsy Afrika Atsimo i Mali
Manana fahasahiranana ny Voromaherin’i Mali satria ny maraina teo vao tonga ao Afrika Atsimo ny delegasion-dry zareo. Araka izany, tsy hisy fotoana firy hizarana kianja sy toetr’andro ny ekipa malianina ka mety hanome tombondahiny ho an’ny Barea de Madagascar. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra tao amin’ny tambajotran-tseraserany, […]
Cacao: mitady izay tonia mpanatanteraka ny CNC
Misokatra ny fametrahana ny dosie ho an’ireo izay liana handray ny toeran’ny tonia mpanatanteraka ny filankevi-pirenen’ny cacao (CNC) eto Madagasikara. Afaka mametraka ny antontan-taratasy ao amin’ny biraon’ny CNC Ambanja sy mandefa izany amin’ny adiresy recrutementsecnc@gmail.com (dika mitovy amin’ny adiresy conseil@conseilnationalcacao.mg) ireo izay liana amin’izany. Amin’ny zoma 14 jona 2024 no […]
Fifanakalozana ara-barotra : avy eto amintsika ny akora fototra ilain’i Mayotte
Kely ny velaran-tanin’i Mayotte, na te hamokatra aza izy, ka voatery miankin-doha, manafatra aty Madagasikara. Avy aty amintsika avokoa ny 70% ny vokatra ara-tsakafo hafarany. Nilaza ny mpanorina ny vondrona Green Fish any Mayotte, Nourdine Hakim, nitarika ny delegasiona Mahorais, nandritra ny tsenabe ara-toekarena SIAE andiany fahatelo farany teo, teto […]
Pr. Dina Jeanne: « Ilaina ny fiofanana arakasa ho an’ny fandraharahana »
Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny Oniversiten’i Toliara, ny Profesora Razafiangy Dina Jeanne. Nohamafisiny fa mampiakatra ny tahan’ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra ny fahantrana any atsimon’ny Nosy. Nilaza anefa ny Pr. R. Dina Jeanne, mpahay tantara, fa sarotra ny mampianatra any Toliara miohatra amin’ny faritra hafa. Satria ambany ny fari-pahaizan’ny […]






