Other News

SOMBIM-BAOVAO

Lavon’ny ekipan’ny Elgeco Plus, tamin’ny isa 2 no ho 0 ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny, tany Mahajanga ny afakomaly. Lalao ampahefa-dalana mandroso amin’ny fifaninanam-pirenena Coca Cola Pureplay Football League. Tsara marihina fa hatao eny By-pass ny fihaonana miverina. Hotontosaina ny 6 hatramin’ny 9 jona ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny […]

Ping-pong : nahazo ny tapakila hiatrehina ny lalao Olympika i Fabio

Anisan’ireo firenena hanana solontena hiatrika ny lalao Olympika, “JO 2024” tanterahina any Paris, France ny Malagasy. Nahazo ny tapakila hiatrehina izany ny taranja ping-pong, tamin’ny alalan-dRakotoarimanana Fabio. Atleta malagasy voalohany tafita hiatrika ny lalao Olympika, “JO 2024”, hatao any Paris France, ny 26 jolay ho avy izao Rakotoari­manana Fabio, mpilalao […]

Mananjary: raim-pianakaviana hita faty nifato-tenda

Nezahin’ny mpitsabo navotana, lehilahy iray namoy ny ainy tao Mananjary, afakomaly. Nifatotra tamin’ny tady ny tendany. Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray 41 taona tao amin’ny fokontany Ambatolambo, kaominina Mananjary, afakomaly. Nihantona tamin’ny tady tao amin’ny trano fonenany izy ny marain’io alahady 19 mey io. Niezaka namonjy azy ireo nanatri-maso. […]

Fifanakalozana ara-barotra: fifanarahana eo amin’ny UE sy Madagasikara

Manondrana vokatra betsaka mihazo ny Vondrona eoro­peanina (UE) i Mada­gasikara raha oharina amin’ny fanafarana. Nampahafantatra izany ireo tomponandraikitra samihafa nandritra ny herinandron’i Europa teo. No­vakina bantsilana ny momba ny fifaranarahana ara-toekarena eo amin’ny firenena roa tonta. Nampahafantarin’ny so­lontenan’ny minisiteran’ny Fam­piroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana nandritra izany […]