Other News

« Focus sur le peuple Mikea » : manan-karena kolontsaina ny Mikea

Foko eto Madagasikara mbola mahatazona ny fombany, ny kantony, sns, ny Mikea. Nanamporofoana izany ny hetsika «Focus sur le peuple Mikea» tao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely. Manan-karena kolontsaina ny foko Mikea, raha ny zava-naseho teny an-toerana. Nahaliana mpikaroka sy olona tsotra maro ny fiainan’ireto foko monina any […]

Alatsinain’ny pantekoty : nahasarika mpankafy maro ny «Tsinjaka be» tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe

Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara ny fampisehoana « Tsinjaka be » tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, omaly, tonga marobe ireo mpankafy. Hetsika nokarakarain’ny Global Action. «Tsy nahasakana ny seho loatra ny fampielezan-kevitra ara-politika sy ny seho maimaimpoana teto an-drenivohitra satria namaly ny antso avokoa ny mponin’Antana­narivo», hoy ny mpitantana eo […]

Fetin’ny Pantekoty : nomarihin’ny maro tamin’ny fivavahana sy fiaraha-mifety eo anivon’ny tokantrano

Marihina sy an­ka­lazaina isaky ny alahady fahafito aorian’ny fe­tin’ny Paka ny Pantekoty. Ahatsia­rovan’ny fiangonana ny filatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ireo apostoly izany. Ani­san’ny mankalaza io fety io ny fiangonana katolika sy ny protestanta (FJKM) (FLM). Toy ny mahazatra, nandeha nivavaka nankalaza ny fetin’ny Pantekoty tany am-piangonana avokoa ny mpino tsirairay ny […]

FANTINA sy FINTINA

Namory ny eo anivon’ny OMC Diana ny praiminisitra, Ntsay Christian, ny faran’ny herinandro teo. Nanteriny fa ilaina ny ipetrahan’ny filaminana sy fitoniana amin’izao hiatrehina ny fifidianana izao. Eo koa ny fepetra noraisina momba ny jono tsy ara-dalàna sy ny fiondranan’ny harem-pirenena antsokosoko. Nampihaona amin’ny alalan’ny adihevitra ireo kandidà hofidina depiote […]