Manaitra ary mitaky amin’ ny HCC sy ny eo anivon’ny Ceni mba handray ny andraikiny ny KMF/Cnoe. Mahatsikaritra tsy fanarahan-dalàna izy ireo amin’izao vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra izao. Nambaran’ny filoha lefitra eo anivon’ity fiarahamonim-pirenena manara-maso ny fifidianana ity, Rabekijana Felix, fa fandikan-dalàna tsotra izao ny fitokanana fotodrafitrasa ataon’ny filohan’ny Repoblika. “Voarara ary […]
Other News
Fa(ha)matorana politika
Hanao ahoana ihany ny ho vokatr’izao fifidianana depiote izao? Eo ny vahoaka hoe tompom-pahefana sy tompon’ny teny farany handinika, hitsara, hanapa-kevitra. Azo anombanana izany ny fampielezan-kevitra? Samy manana ny fomba fiadiny ireo vondrona na vovonana politika mbamin’ny kandidà; eny, na ny tsy miankina aza. Izay hahazoana ny vaton’ny mpifidy […]
Fandalovan’ny rivodoza Gamane: tombanan’ny SADC ho 108 tapitrisa dolara no ilain’i Madagasikara
Anisan’ny firenena mila vonjy i Madagasikara, noho ny vokatry ny loza voajanahary. Heverina ho 108 tapitrisa dolara ny fanampiana ilaina taorian’ny fanadalovan’ny rivodoza Gamane. Nanao antso avo amin’ny maha olona ny SADC mba hamaliana ny fiantraikan’ny haintany vokatry ny trangana hafanana tafahoatra. Amin’izao dingana izao, tombanana ho 5 miliara dolara […]
TSELATRA
Tra-doza tampoka nivoaka ny arabe ny fiara iray teny amin’ny Digue Andohatapenaka, afakomaly. Niala mpitondra bisikileta io fiara io kinanjo tsy voafehin’ny mpamily tampoka ny familiana. Nirona anaty tanimbary ilay fiara. Tsy nisy ny aina nafoy. Maty vokatry ny lozam-piaramanidina nahazo azy ny filoha Iraniana Ebrahim Raïssi, afakomaly. Niara-namoy ny […]
Kamiao tra-doza teny Imerintsiatosika : olona efatra maty nilatsaka tao ambany tetezana
Nitrangana lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1, PK 23) teo amin’ny tetezana Katsaoka Imerintsiatosika, ny 17 mey 2024 alina. Kamiaobe an’ny orinasa tsy miankina iray no niharan-doza tampoka teo am-pidirana ny tetezan’i Katsaoka. Tratran’ny tsy fahatomombanana tampoka teo amin’ny familiana ity kamiaobe ity ary tsy voafehin’ny mpamily intsony ka namantana […]






