Tanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny 7 jona 2024, ao Sambava, ny fiofanana mahakasika ny tetibolam-pandaharanasa, karakarain’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany, amin’ny alalan’ny « Institut National de la Décentralisation et du Développement Local » (INDDL), tohanan’ny programa Rindra sy ny USAID ary ny Pnud. Tomponandraikitry ny kaominina enina, ao anatin’ny distrikan’i […]
Other News
Tsy ho lasan-kovavany !
Maro ny tsy fanarahan-dalàna, betsaka ny tsindry hazo lena , tsy tambo isaina ny kolikoly , santionany amin’ny andavanandrom-piainan’ny vahoaka malagasy izany. Tsy hanavana satam-piarahamonina fa samy mahita faisana izay sendra ny « olon-dratsy », mpanao izany. Olona tsisy etika, tsy manaja ny fitsipi-pitondrantena efa maty fanahy sy zatra ny lalan-dririnina. Tsy […]
Rajoelina Andry : “Tsy vita raha tsy ifanakonana ny mandrafitra ny hoavy mamiratra”
“Tsy mikely aina aho mitafa amin’ireo vonona hampandroso an’i Madagasikara”, hoy ny filoha Rajoelina Andry. Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena hafa any ivelany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tao Séoul, renivohitr’i Korea Atsimo, ny fihaonana an-tampony Korea-Afrika. Mandray anjara amin’izany ireo filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta eto Afrika, miaraka amin’ny tomponandraiki-panjakana […]
TSELATRA
Norobain’ny jiolahy efa-dahy ny vola rehetra tao amin’ny tranom-barotra iray tao Tanamakoa, Toamasina, omaly. Nitondra basy ny iray tamin’ireo olon-dratsy. Voadaroka ny raim-pianakaviana tompon-tsena, ka naratra voan’ny antsy ny faritry ny vatany. Tsy nahina ny ainy ary efa nahazo fitsaboana teny anivon’ny hopitaly ny tenany. Karohin’ny zandary ny olon-dratsy nanolana […]
Potika ny lohany : tovolahy maty voahitsaky ny kamiao
Maty tsy tra-drano notetezin’ny kamiao teo amin’ny lohany ny lehilahy iray 20 taona tao tampon-tanànan’ Ambanja, omaly maraina. Nandalo toy ny fiara rehetra nifamezivezy io fiarabe io. Tampoka, voahitsaky ny kodiarana ny lehilahy iray. Nikoropaka nijery ny zava-nisy ny manodidina. Poa toy izay, nandriaka teo amin’ny arabe ny ra. Potika […]






