Miverina indray ny fanaovana politika sadasada ho an’ny sokajin’olona sasany. Manorina fahefana ambony fanaovana takalonaina sy ady an-tsena. Mahakamo ny manaraka ireo tambajotran-tserasera eto Madagasikara. Zary fifanalam-baraka amin’ny samy Malagasy sisa. Tena tsy misy tahotra sy henatra ny olona izay heverina ho manampahaizana fa mahasahy mifanompa. Anisan’ny tena ilana fanavaozana […]
Other News
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 25 03 2026 )
« Star Tour Antsirabe 2026 » : Hiverina ny ‘Zay, sambany i Jack’Dad
Efa fotoana ifanomezana. Tsy afa-misaraka amin’ny fetin’ny Paka any Antsirabe intsony ny “Star Tour”. Any rahateo ny fanokafana ny hetsika isan-taona. Hotontosaina ny 4 hatramin’ny 6 avrily izany amin’ity, eo amin’ny toerana mahazatra, efa maherin’ny 15 taona izay. Karazana fialamboly marobe no hatambatra amina fotoana sy toerana iray, ka ny […]
Festival Dôla Beach Vatomandry : Totorebika mandritra ny efatr’andro sy efatra alina
Fetibe eny amin’ny torapasika mandritra ny hefarana. Ny 3 hatramin’ny 6 avrily izao no hanatontosana ny « Festival Dôla Beach » any Vatomandry. Totorebika andro aman’alina toy ny efa mahazatra, satria hiditra amin’ny andiany faha-14 izany amin’ izao. “Efa fotoana ifanomezana izy ity. Miezaka manatsara ny hetsika, mampiditra ireo izay […]
Taranja Handball : Miisa 23 ireo mpanazatra haka ny « Licence D »
Notanterahina nanomboka omaly, etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fiofanana ho an’ny mpanazatra taranja Handball, amin’ny mari-pahaizana “Licence D”. Miisa 23 ireo teknisianina miatrika izany, ary misy teratany vahiny. Efatra avy atsy Comores, roa avy any Mayottes. I Hammouda Khaled, mpampiofana efa za-draharaha sady mpampianatra any amin’ny […]






