Tanterahina ny 4, 5, 6 jona 2024, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT Andavamamba), ny Semaine de la Bande Dessiné . Maro ny hetsika manodidina ny tantara an-tsary ho hita mandritra izany. Anisany ny fampirantiana, ny atrikasa, ny fifaninanana ary ny fihaonana amin’ireo kalaza eo amin’ny sehatry ny tantara an-tsary. Ankoatra […]
Other News
«Festival Sabotsibe » ao Mandritsara : manan-danja ara-toekarena sy ara-kolontsaina ny omby
Fototry ny fihariana ao Mandritsara ny omby. Manan-danja eo amin’ny kolontsaina ihany koa. Manandratra ireo no tanjona voalohany amin’ny « Festival Sabotsibe ». Anisan’ny tsena goavana indrindra eto Madagasikara ny « Sabotsibe » ao Mandritsara. Tsenan’omby lehibe faharoa, aorian’ Ambalavao izy io. Araka ny anarany, tontosaina isaky ny sabotsy, indroa ao anatin’ny volana, izany […]
FANTINA sy FINTINA
Dimy andro no tsy maintsy hamitan’ny sampana mpanisa vato (SRMV) ny asany, ary manana folo andro aorian’izay, hamoahana ny voka-pifidianana vonjimaika ny Ceni. Araka izany, tombanana amin’ny 8 jona ny voka-pifidianana vonjimaika. Alohan’ny 26 jona, amin’ny 24 jona, kosa no mety hanambaran’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ny voka-pifidianana […]
fihaonana an-tampony “Corée-Afrique” : handray anjara i Madagasikara
Hanainga anio sabotsy 1 jona, hihazo an’i Séoul, renivohitr’i Korea Atsimo, ny filoha Rajoelina Andry, sy ramatoa vadiny, hanatrika ny fihaonana an-tampony « Corée – Afrique » izay hatao ny 4 sy 5 jona ho avy izao . Fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-politika, diplomatika ary ara-toekarena eo amin’i Korea sy ireo firenena afrikanina […]
Mahantra fisainana
Vita izay ny resa-pifidianana, hivalona ny herinandro. Ny vokatra sy ny ho fiantraikan’izany amin’ny politika no sisa andrasana. Iaraha-mahalala rahateo fa misy ny faritra izay manomboka mihetsiketsika, manohitra ny heverin’izy ireo fa tsy rariny. Nisy ny nandoro biraom-panjakana. Maro ny efa mimenomenona sy mitady hirika na ny mpanohitra na […]






