Other News

Nanao vy very ny ainy

  Rahampitso no higadona ny daty malaza! Hana­marika indray ny zotra politikan’ny firenena malagasy. Hotanterahina manerana ny Nosy ny fifidianana izay ho solombavambahoaka, handrafitra ny Antenimieram­pirenena. Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fampielezan-kevitra. Vitsy ny rahonakely nandalo, tahaka ny nahafaty ny kandidà iray ireny, ohatra. Taratry ny “Demokrasia malagasy” avokoa ireny, taratry […]

Fifidianana solombavambahoaka : atao andrimaso ny birao fandatsaham-bato

Ho hentitra ny fitandroana ny filaminana mandritra ny androm-pifidianana, rahampitso. Anisan’ny arahi-maso akaiky ny eny amin’ny birao fandatsaham-bato sy ny fitaterana ny voka-pifidianana. Hotanterahana manerana ny Nosy rahampitso ny fifidianana izay ho solombavambahoaka. Efa tafapetraka any amin’ny vaomiera manokana misahana ny fifidianana eny amin’ny distrika na SRMV avokoa ny fitaovana […]