Other News

Mahafaty olona betsaka : mampiakatra tosidra ny adin-tsaina sy fomba fiaina tsy milamina

Mirongatra ary ma­hafaty olona maro ny fiakaran’ny tosidra maneran-tany. Ahitana izany ny eto Ma­dagasikara. 40%-n’ny olona mahazo taona no voan’ny tosidra miakatra, raha ny tarehimarika navoakan’ny antontan’isa momba ny fahasalamana avy amin’ ny minisiteran’ny Fahasalamam-ba­ho­aka tamin’ny tao­na 2021. Maro ny antony tena mahatonga ny fiakaran’ny tosidra eo amin’ny olona iray. […]

FANTINA sy FINTINA

Anisan’ireo voaasa hanatrika ny fianianan’ny filoha Kaomorianina, Azali Assoumani ny filoha Rajoelina. Hotanterahina any Màoroni ny 26 mey izao izany. Ny 4 jona kosa, handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony eo amin’i Korea sy Afrika ny filohan’ny Repoblika. Lohahevitra : “Ny ho avy izay iarahantsika atsangana : ny fampandrosoana iombonana…” Nahazo […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Mampandroso ny filaminan’ny fananan-tany”

Nisitraka karatany sy bokitany maherin’ny 20 000 ny any Marovoay. Tonga tany an-toerana nanolotra izany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly. “Mampiro­bo­robo ny fambolena ary mitondra fampandrosoana ho antsika ny filaminan’ny fananan-tany”, hoy izy. Nambarany fa mamaha ny olana eny anivon’ny fiaraha-monina izao […]

Fomba mamohehatra!

  Arakaraka ny maha akaiky ny datim-pifidianana, vao maika mangotraka ny kapakapa ranjo sy ny ankisompatra. Izay heverina fa matanjaka sy mamim-bahoaka  ka mandresy ny kandidàn’ny fanjakana no lasibatra. Tsy misy ankitsitsy io fa izay sendra ny henjana dia iharan’ny antsojay. Misy kandidà izay kofona mihitsy amin’izao fotoana izao. Tsy […]

Fitsidihana ataon’ny filoha: mifantoka amin’ny fitsinjovana ny maha olona ny fotodrafirasa

Fotodrafitrasa maro samihafa no notokanana sy natolotra ny vahoaka eny ifotony, nandritra ny fitsidihana nataon’ny filoham-pirenena. Izany no natao dia ho fanatanterahina ny vina sy ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana. Tontosa omaly alakamisy 23 mey 2024, ny fidinana ifotony sy fitsidihana, nataon’ny filoham-pirenena , Rajoelina Andry. Analalava sy Bealalana ary Nosy […]