A quelques semaines de sa mise en service très attendue avant le 26 juin, la date d’accession à l’Indépendance de Madagascar, le téléphérique d’Antananarivo commence à avoir de l’allure. Depuis hier, quatre cabines sans passager circulent sur le câble reliant Anosy à Soarano, pour une première phase de test et […]
Other News
Zavamaniry : avy amin’ny tantely ny famindrana ny vovobony
Ankalazaina isaky ny 20 mey ny Andro maneran-tany ho an’ny tantely, mifantoka amin’ny hoe « harena sy namana ny tantely ». Lohahevitra noraisina tamin’ity taona 2024 ity ny hoe, « Ivon’ny fameloman’aina ny toekarena ny tantely, sady manavotra ny tontolo mananaina ». Nikarakara atrikasa, omaly, ny Tranoben’ny mpisehatra amin’ny tantely eto Madagasikara (MAM), ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 25 008,8 miliara Ar ny famatsiam-bola ilain’i Madagasikara, araka ny paikady momba ny fitantanana ny trosa ho an’ny taona 2024-2026. Mitentina 6 065 miliara Ar kosa izany ho an’ny taona 2024 ary 9 319,4 miliara Ar sy 9 633,4 miliara Ar avy ho an’ny taona 2025 sy 2026. Mahatratra […]
Fiarovana ny ala : mpianatra ho mpianala miisa 30
Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Nanisana ireo mpianatra ho mpianala miisa 30 mianadahy. Hanaraka fiofanana mandritra ny 18 volana izy ireo eny amin’ny Ivontoerana fanofanana teknisian’ny ala CNPTF Angavokely. Efa misy andiany 30 hafa manaraka fiofanana, ka mahatratra 60, araka izany, ny andiany fahatelo ho an’ny taom-piofanana 2024-2025. Nilaza […]
Indostria : hihodina tsy ho ela ny Sucrerie de Mahatalaky
Hitombo ny famokarana siramamy eto amintsika amin’ny alalan’ny indostria Sucrerie de Mahatalaky . Andalam-pamaranana ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa samihafa ny fitondram-panajakana. Vita hatramin’ny 80% ny fanitarana ny fotodrafitrasa ao amin’ny « sucrerie de Mahatalaky, miala 43 km an’i Taolagnaro. Indostria hanodina ny fary ho lasa siramamy, natsangana nanomboka ny taona 2021. Andalam-panatsarana […]






