“Tsy voasakan’ny fahafatesana ny fifidianana”, hoy fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, manoloana ny fahafatesan’ny kandidà depiote lah. 3, avy amin’ny vondrona Firaisankina, ao amin’ny distrikan’i Morondava, faritra Menabe, i Mamy Meryson Claver, teo amin’ny faha-52 taonany, afakomaly, raha mbola nanao fampielezan-kevitra izy ny tontolo andron’ny 19 mey lasa teo. Ankoatra […]
Other News
Folaka an-dantony !
Resabe tamin’ny tambajotran-tserasera sy eny anivon’ny fiarahamonina ny firongatry ny olona maty tanora. Betsaka ireo folaka an-dantony, antsoin’ny “Ray” manomboka eo amin’ny fahatelopolo taona. Tena mahonena sy mampametra-panontaniana. Nahoana no sompatra loatra ilay fiainana, mamela kamboty sy mananontena tsy ” lera” ? Ny tena loza, zary maro ny ray […]
Filoha Rajoelina Andry: mitohy hatrany ny famaliana ny filan’ny vahoaka
Ao anatin’ny fanolorana ireo fotodrafitrasa hanatsarana ny sosialim-bahoaka ny fitondram-panjakana amin’izao. Anisan’izany ny « Hotel de Police » ho an’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, entina manatsara ny fandriam-pahalemana eny ifotony. Tontosa omaly, tany Maintirano sy Besalampy ary Morafenobe, ny fiidinana ifotony nataon’ny filohan’ny repoblika, Rajoelina Andry. Niara-dalana taminy nanatontosa izany ireo tomponandraikim-panjakana sy olom-boafidy […]
TSELATRA
Fiaramanidina iray no maty motera tampoka nandritra ny fandalovany tao amin’ny vohitra Mandalova, kaominina Androhibe, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, omaly. Niainga avy any Fianarantsoa io fiaramanidina kely io ary nikasa hihazo ny Renivohitra. Mailo ny mpanamory ka tafapetraka soa aman-tsara tety an-tanety izy ireo. Fiara tsy mataho-dalana nitondra mpiara-dia amin’ny kandidà mirotsaka […]
Tsy ireo lehilahy ihany : vehivavy manendaka sy manataka poketra
Manao ny ataony koa ! Mirongatra amin’izao fotoana izao ny fisian’ireo andiam-behivavy mpanao herisetra sy mpanataka poketran’olona mpiantsena ao Bazarikely hatrany tsenam-borondolo Ambolomadinika Toamasina. Dimy vavy izy ireo no indray saron’ny polisy, ny zoma lasa teo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny lehiben’ny kaomisaria Foibe Toamasina, ny Kaomisera Rakotondrainivonona Panoël Tsiky. Niainga […]






