Other News
Ambatondrazaka, aux milles facettes. EPISODE 2
Ambatondrazaka, aux milles facettes.
Madagascar Airlines : hojerena ny olan’ny sidina
Andrasana ho avy ny volana jolay sy septambra izao ireo fiaramanidina roa hafa hanampy isa ireo roa am-perinasa izay ampiasain’ny kaompania Madagascar Airlines. Miara-miasa ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fanarenana ny kaompania. Jerena ao anatin’izany ny fomba hahafahan’ny Madagascar Airlines handray mpizahatany. Tsy ho ela rahateo dia […]
VAOVAO TAMBATRA
Niaraka namboly hazo honko ny mpisehatra samihafa tany Nosy Be, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’izany ny mpiasa ao amin’ny orinasa Logistique pétrolière (LP), ny fikambanan’ny mpanjono, ny avy ao amin’ny Lycée Française, ny CEG Sakatia Nosy Be. Tanjona ny hamerenana amin’ny laoniny ny ala honko, manoloana ny fandringanana azy ireny. […]
Loka Mizunami Africa : fifaninanana tetikasa vaovao
Mampanao fifaninanana famoronana tetikasa vaovao (Star-up) ny fikambanana japoney Mizunami Africa ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (TPE-PME) malagasy. Iarahana miombon’antoka amin’ny NextA, ao anatin’ny vondrona orinasa Axian izany, entina hampiroboroboana ny toekarena sy ny sosialy eto Madagasikara. Hovatsian’ny Fondation Mizunami Africa vola mitetina 30 tapitrisa Ariary tsirairay avy ny […]






