Tsy nahasarika mpizahatany firy i Madagasikara tamin’ny 2022, roa taona taorian’ny fikatonan’ny sisintany. 106 000 mpizahatany ihany no niditra teo Madagasikara ny janoary hatramin’ny novambra 2022, araka ny tarehimarika navoakan’ny minisitera misahana ny Fizahantany. Nihena telo latsaka izany raha jerena ny antontanisa talohan’ny Covid-19, tamin’ny 2019. Na eo aza ireo […]
Other News
Fiaraha-miasa amin’Ambatovy : hanangana ozinina hanafangaro zezi-bazaha
Misy ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa Ambatovy, hanomezany ny akora solfata almonioma, hatao zezika. Akora azo avy amin’ny famokarana nikela sy kobalta ny solfata almonioma, ka azo havadika ho zezika rehefa afangaro amin’ny NPK na ny DAP. Natsangana ny Tetikasa fitsinjarana ny solfata almonioma hanohanana ny fahavitantena ara-tsakafo (PDSA) hanatanterahana izany. […]
CCI Toamasina : tsy vita ny fifidianan’ny birao
Niteraka savorovoro ny fifidianana ny ho filohan’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria (CCI) faritra Atsinanana, ny alakamisy 12 janoary teo, teto Toamasina. Tsy tontosa hatramin’ny farany izany, satria nisy ny tsy fitovian-kevitra teo anivon’ireo mpikambana tokony hanatanteraka azy. Tsy nitovy ny hevitra teo amin’ ny vondron’ny mpandraharaha roa, ny GEP […]
Ady amin’ny fahantrana : fototry ny fampandrosoana ny famatsiana angovo
Tsy mety tafarina ny Jirama hatramin’izao na eo aza ny tetikasa Pagose. Tsiahivina fa vao nandalo teto Madagasikara ny filoha lefitry ny Banky iraisam-pirenena misahana ny Atsimon’i Afrika, Victoria Kwakwa, nijery ny olana momba ny angovo. Hatramin’ny 2016, amin’ny alalan’ny tetikasa Pagose*, 105 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena hanarenana […]
Indray mijery
Efatra hatreto ireo ivontoerana manokana natsangan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara miombon’antoka ahafahana mandray an-tanana sy manara-maso ireo olona manana toe-tena diabetika nanomboka ny taona 2019 ka hatramin’ny 2022. Any Sambava sy Antalaha, ary Antsirabe sy Taolagnaro no ahitana izany natao hanamaivana ny fahasahirana ateraky ny fitsaboana. […]