Notokanana, ny herinandro teo, ny efitrano fandidiana voatokana ho an’ny maso ao amin’ny CHU Anosiala. Hanampy betsaka amin’ny fitsaboana maso ao amin’ny hopitaly ny fotodrafitrasa, indrindra ny fandidiana ny areti-maso katarakta. Niarahana tamin’ny Korea University Médecine sy ny ONG Well International ny fanamboarana izany. Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana hataon’ny CHU […]
Other News
Indostria: Hapetraka anatin’ny 100 andro ireo milina mpanodim-bokatra
Vaindohan-draharahan’ny fanjakana ny fampiroboroboana ny famokarana eto Madagasikara, hialana amin’ny fanafarana entana any ivelany. Tafiditra ao anatin’izany indrindra ny tetikasa “Taninketsa indostrialy” ataon’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra. Hatramin’ny taon-dasa, misy hatrany ny fidinana ifotony ataon’ ny minisitera amin’ny fametrahana ireo milina hanodinana ny vokatry ny tantsaha. Ny […]
“Global money week”: Tompon’andraikitra amin’ny fihariana ny ankizy
Antoka ho an’ny fampandrosoana ny toekarena ny fahaiza-mitantana. Manampy ny ankizy sy ny tanora hanana hoavy mamiratra amin’ny fanabeazana ara-bola ny hetsika Global Money Week (GMW). Fototra iorenan’ny fampandrosoana ny sehatry ny toekarena ny fahaizana mitantam-bola. Ilaina ny fanabeazana sahady ny ankizy sy ny tanora amin’ny fandraharahana ara-bola sy hananany […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanorina ozinina famokarana zezika any amin’ ny faritra enina ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ato anatin’ny 100 andro. Anisan’ny toerana hananganana izany ny any Mahitsy, ho an’ny faritra Analamanga. Tafiditra ao anatin’ny Politikan’ny fanjakana, hampiroboroboana ny indostria ity paikady ity. Niisa 7 653 ny mpitsidika ny hetsika “Tsenaben’ny Fizahantany” […]
Soavinandriana-Mananasy: ho vita amin’ny volana mey ny lalana 12 km
Ratsy ny lalana mampitohy ny tampon-tanànan’i Soavinandriana sy ny kaominina Mananasy, tato anatin’ny 25 taona. Faritra mamokatra nefa ny any Mananasy. Sakana ho an’ny toekarena, araka izany, ny haratsian-dalana. Nandray andraikitra ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, hampiroboroboana ny toekarena, amin’ny alalan’ny tetikasa “Casef”, hanarenana ny lalana Soavinandriana-Mananasy, mirefy 12 […]






