Other News

Mananjary : mpamily tratran’ny torimaso fotsy namoa-doza

Nitrangana lozam-pifamoivoizana iray tao amin’ny lalam-pirenena faha-25, oma­ly tamin’ny 12 ora alina. Mi­isa sivy ireo olona tao anatin’ny fiara, tsy nisy ny naratra ary tsy nisy ny namoy ny ainy. Niseho teo amin’ny PK 159+600m, eo amin’ny fo­kontany Manakana, kaominina Tsarafahatra, distrikan’i Mananjary ny loza. “Tra­tran’ny torimaso fotsy ny mpamily […]

Vangaindrano : dahalo nanafika tanàna matin’ny fokonolona

Matin’ny fokonolona ny lehilahy iray avy nanafika tokantrano iray ao Mahavelona afakomaly. Tokantrano iray efa notafihin’izy ireo no niverenany tamin’io fotoana io. Notafihin’olon-dratsy ny tokantrano iray ao Mahavelona, kaominina Renivohitra, distrikan’i Van­gaindrano afakomaly. Niantso vonjy ny tompon-trano antsoina hoe Bovin rehefa tafiditra tao an-trano ity jiolahy ka nivoaka namonjy azy […]

Fitantanana ny faritra: mihozongozona ny sezan’ireo governora sasany

Ho avy indray ny tombana, hampihozongozona ny seza’ny sasany. Anisan’ireo horaisin’ny filoha Rajoelina Andry amin’izao fiandohan’ny taona vaovao izao ireo governoran’ny faritra. Maromaro amin’izy ireo no mety hisaorana aorian’ny fi­haonana sy ny tombana atao amin’ny asan’izy ireo. Anisan’ ny efa nahazo tsikera mivaivay sy nokianin’ireo depiote amin’ny distrika roa any […]

Fankatoavana lalàna: miankina amin’ny HCC ny momba ilay volamena atsy Maorisy

Hiverina hiasa, manomboka amin’ny herinandro ambony io ny eo anivon’ny HCC. Ma­romaro ireo asa sy vary mangatsiaka tsy mbola nankatoavin’izy ireo amin’ny lalàna nolanian’ireo parlemanta. Anisan’ny andrasana amin’ireo mpitsara etsy Ambohidahy ny fankatoavana na tsia ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny fitsarana ho an’ny fanjakana maorisianina sy i Madagasi­kara. Miankina […]

Fitantanana sy andraikitra : hitondra fijery vaovao eo amin’ny politika i Durlin Retogniane

Iza izy ? Durlin Retog­niane ny anarany. 39 taona ary manam-bady sy niteraka roa. Anisan’ny fialamboly tiany ny mamaky boky sy mijery ho­ronantsary fanadihadiana “Do­cu­mentaire”, amin’ny fahitalavitra. Mankafy fanatanjahantena ary efa nanao ny taranja basikety sy ny ping pong koa izy. Anisan’ny gadona ankafiziny ny hiragasy, tsapiky sy ny salegy. […]