Efa zary raikitra ao anatin’ny fiainam-piarahamonina malagasy ny manao « fety » rehefa mandalo ireo vanim-potoana heverina fa lehibe. Matetika, misy hatrany ny mpihira na tarika manafana azy ireny. Ny tena zava-misy marina… Ao anatin’ny ora maromaro, mandihy, mitotorebika, mitsinjaka, mihira, sns, satria misy ny mpihira manafana ny efitrano. Isaky […]
Other News
Ilaka Centre : fiara latsaka tanaty rano, tsy hita ny mpamily
Hatramin’ny ora nanoratanay farany, tsy mbola hita ilay mpamilin’ny fiara tra-doza avy namonjy fahoriana tany Farafangana, afak’omaly iny. Tokony ho tamin’ny 05ora sy sasany maraina teo, nilatsaka tokony ho fito metatra niala ny lalam-pirenena fahafito ilay fiara “Peugeot 205” noentin’ireo mpianakavy. Nivarina tao anaty rano teo Antanimenakely, Ilaka centre 28km […]
Mahaiza maka lesona
Ô rey olona e ! tsy mivalona akory ny herinandro voalohany amin’ny taona, olona miresaka miaraka amin’ny onja miiba sy saina « ratsy » no henonao eny rehetra eny. Mahasadaikatra ny hiresaka ilay izy, kanefa nahavoa hatrizay io fanarontsaronana ny zava-misy sy ny loza manambana na mitatao amin’ny fiarahamonina io […]
Ratsy ny lalana, tsy ampy ny tahiry : niaka-bidy indray ny vary
Niakatra indray ny vidim-bary eny an-tsena nanomboka, omaly. Haratsian-dalana noho ny orana sy tsy fahampian’ny tahirin’ny tantsaha no nambaran’ny minisiteran’ny Varotra ho anton’izany. Mitaraina amin’ny vidim-bary eny an-tsenakely avokoa ireo mponina ho an’ny eto an-dRenivohitra, nanomboka ny tapaky ny volana desambra teo. Araka ny nambaran’ny mpamongady vary iray etsy amin’ny […]
Tselatra
Niakatra fampanoavana omaly ireo olona miisa telo voatondro nisoloky olona tamina resaka « mercure ». Niseho teny Vontovorona ity fivadiham-pitokisana miharo fisolokiana ity, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Nambarany tamin’izay fa efa nahazo vola mitentina 5 tapitrisa Ar mihitsy ireo jiolahy tamin’ity raharaha ity. Voasambotra afakomaly atoandro teny amoron’ny lalam-by teo […]