Other News

Vokatra vaovao: namoaka ny Racines ny Star

Mitombo isa indray ny zava-pisotro vokarin’ny Star. Nam­pa­hafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny foibe Andraharo ny  Racines. Zava-pisotro misy alikaola izy ity, saingy tsy anatin’ny sokajy labiera. “Akora misy eto an-toerana, dia ny cola sy ny arthémesia no laro ao anatiny. Avy amin’ izay faka izay rahateo ny anaran’ity […]

Seha-pihariana Lavanila: nampiditra 46 miliara Ar ao anatin’ny CNV

Tao anatin’ny iray volana, niakatra ho 46 miliara Ar ny vola voaangona ao anatin’ny kitapom-bolan’ny Filankevitra momba ny lavanila, raha toa ka 28,5miliara Ar izany teo aloha. Mahomby ny tarigetra napetraka. Tafakatra hatrany amin’ny 46 miliara Ar ny vola voaangona ao anatin’ny kitapom-bolan’ny Filankevitra nasionaly momba ny lavanila (CNV). Taratry […]

Rakotomanana Honoré : “Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy ampiharina”

“Amin’izao fotoana izao aloha, fa mety mivoatra ny zava-drehetra: izay aloha no hitany fa lalana azo aleha amin’ny famaizana amin’ny raharaha fanolanana. Efa na­hazo ny fankatoavan’ny Fitsa­rana avo momba ny Lalàmpa­no­renana (HCC) rahateo ny lalàna. Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy ampiharina”. Io ny nambaran’ ny mpahay lalàna izay efa […]

Razanamahasoa Christine: “Tsy resaka fanoherana no naleha tany Frantsa”

Tonga, afakomaly, avy any Frantsa, Razanamahasoa Christine. Avy niatrika ny fivorian’ny vehivavy filohan’ny Antenimierampirenena maneran-tany izy tamin’izany. “Fanasana ny vehivavy filohan’ny Anteni­mie­ram­pirenena maneran-tany fa tsy hoe fanasana ny mpanohitra no anton-dia tany”, hoy ny filohan’ny Ante­ni­mierampirenena, Razana­ma­ha­soa Christine, tamin’ny fahatongavany teny Ivato, afakomaly alina, ny amin’ny diany tany Frantsa, izay […]

INDRAY MIJERY

Fifaninanana ny taranja matematika karaka­rain’ny Unicef, ny Banky iraisam-pirenena, ny Uzreport Tv, ireo oniversite sy ny vondrom-panabeazana any ivelany ny “Tashkent International Mathematics Olympiad” (TASIMO). Tanjona ny hanamafisana ny fitiavana ity taranja ity, handrisihana ireo mpianatra amin’ny fikarohana vahao­lana. Manam-pahaizana maro no hanatanteraka ny fifantenana, izay ho tanterahina amin’ny fampitan-davitra. […]