Natao, omaly, teto Antananarivo, ny atrikasa mikasika ny Drafi-pirenena fanajariana ny vary, andiany fahatelo (SNDR III). Tanjona ny hanatsarana sy ny hampitomboana ny vokatra, hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Nanomboka ny taona 2008 ny SNDR I, mirakitra ny paikady hanatsarana ny sehatry ny vary eto Madagasikara. Nitohy ny taona 2014 ny […]
Other News
Fampandrosoana: miara-miasa ny MEDD sy ny MAM
Maherin’ny 5 tapitrisa ny isan’ny mpanao asa tanana malagasy. Mampiasa akora voajanahary ny maro amin’izy ireny. Mba hisian’ny fiantohana maharitra ny akora fototra, ilaina ny fikajiana sy ny fitantanana mirindra ny zavamaniry ampiasain’izy ireo. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD) […]
Sekoly ambony ESTIIM: mamaly ny tolotrasa be mpitady ny andiany “Manjaka”
Nanokatra ny fankalazana ny faha-20 taona, tao amin’ny fiangonana FJKM Atsimon’i Mahamasina, ny sekoly ambony ESTIIM*, najoro ny 10 oktobra 2002. Tamin’ny 21 desambra 2022 teo koa, namoaka ny Andiany « Manjaka », miisa 141 io sekoly io, manomboka amin’ireo manana mari-pahaizana DTS ka hatramin’ny Master 2. Mamaly ny tinady miompana amin’ny […]
Faritra Menabe: homen-danja ireo hazo sarobidy
Maro ny karazan-kazo sarobidy averina amin’ny laoniny any amin’ny faritra Menabe, na hazo tsotra na ala honko. Anisan’ny haverina homen-danja ireo hazo Allée des baobabs manana ny mampiavaka azy, ny hazo anato, efa sarotra hita amin’izao fotoana, sy ny hafa mampiavaka ny faritra Menabe. Misy ny hetsika fitaizana ara-batana ho […]
Antoko TGV: mangataka ny hirotsahan’ny filoha Rajoelina
Nanambatra hery tetsy amin’ny PK0 Soarano indray, omaly, ny mpikambana TGV, Boriborintany I. Niray feo izy ireo ka nangataka ny hirotsahan’ny filoham-pirenena am-perinasa hofidiana indray amin’ny taona 2023. Nanotrona ny fihaonana ny sekretera nasionalin’ny antoko TGV sady governoran’Analamanga, Rasoamaromaka Hery sy ny depiote, Dimbindraibe Ratafika . Nambarany fa mila manampy […]