Mpianatra manodidina ny 200 no nisitraka fanentanana amin’ny « fandrindrana ny fiainana ara-pananahana » ho an’ny tanora ao amin’ny oniversiten’ Analanjirofo. Tanjona ny mpianatra lavitry ny vohoka tsy nirina sy mandray an-tanana ny hoaviny ary mahavita ny fianarany hatramin’ny farany. Iarahan’ny minisiteran’ny Fampianarana Ambony sy ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izany. Hitohy ny fanaraha-maso […]
Other News
Rasoamaromaka Hery : “Tsy misy afa-misora-tena ho kandidà aloha izao”
Efa mandeha ny fisehosehoana sy karazana tsindry mialoha amin’ny haha kandidà ho an’ireo mpiara-dia sasany amin’ny fitondrana. Mazava anefa aloha hatreto ny nambaran’ny sekretera nasionalin’ ny TGV, Rasoamaromaka Hery. “Tsy misy na iray aza aloha afaka mitonona fa kandidà avy amin’ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar). Anaty fifantenana […]
Kaominina manodidina an’Antananarivo: misitraka fiofanana ny Tomponandraikitra
Misitraka fiofanana, nanomboka ny 5 hatramin’ny 8 marsa 2024, eny amin’ny Fond de Développement Local (FDL) Anosy, ny tomponandraikitry ny kaominina manodidina an’ Antananarivo. Kaominina sivy, avy amin’ny distrikan’Atsimondrano sy Avaradrano ary Ambohidratrimo no miatrika izany. Ny Ivontoerana nasionaly momba ny fitsinjaram-pahefana (INDDL) eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny […]
Fiaraha-miasa: nandray ambasadaoro telo ny filoha Rajoelina
Nanao tohivakana ny fandraisan’ny filohan’ny Repoblika ireo ambasadaoro, miisa telo teny amin’ny Lapan’i Iavoloha, omaly. Niompana amin’ny fanamafisana ny fifandraisana amin’ireo firenena ireo ny fihaonana tamin’izany. Anisan’ny noraisin’ny filoha Rajoelina Andry, ny masoivohon’i Irland, i Patrick Empey, nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto amintsika. Nambaran’ny vahiny tamin’izany fa nojerena […]
Vami: “Hahazo ny maro anisa ny Firaisankina”
“Tokony hahazo maro anisa ny Firaisankina”, hoy ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka miray (Vami), i Gaby Vakiniadiana, ny amin’ny fiatrehana fifidianana depiote. Nefa ny ahiahy tsy ihavanana: tsy maintsy misy hampiasa vola sy fahefam-panjakana. Eo ny olana: hahazo ny maro anisa parlemantera ve ny mpanohitra? Fifidianana manaikaiky vahoaka […]






