Other News

Itaosy : lehilahy hita faty tsy nisy atidoha

Nahitana fatin-dehilahy iray tao Itaosy, omaly atoandro. Simba tanteraka ny vatany ary tsy nisy namantarana azy intsony. Fatin-dehilahy iray tsy nisy tongotra havia, hitan’ny fokonolona teo an-tokotanim-pasana tao An­drambato, kaominina Itaosy, omaly. Olona nandalo no naheno fofona hafahafa. Niezaka namantatra ny zava-nisy izy. “Nahita lalitra nitangorona io olona io ka […]