Other News

Pas d’exception pour les violeurs

En attendant l’application de la nouvelle disposition du Code pénal relative au viol sur mineur, force est de constater que le nombre de cas d’agression sexuelle sur mineurs, augmente inexorablement. Les dernières données sont attendues, mais déjà plusieurs violeurs d’enfants risquent gros. Paradoxalement, malgré la loi en vigueur, les prédateurs […]

“Lalao Afrikanina”: ratsy ny vokatra ho an’ny ping-pong

Nanokatra ny fifaninanana ho an’ny “Lalao Afrikanina”, tanterahina any Ghana, ny alatsinainy teo, ny taranja ping-pong. Ratsy ny vokatra ho an’ny Malagasy, satria tojo faharesena avokoa ny teo amin’ny olon-tokana. Teo amin’ny lehilahy, lavo teo amin’ny ampaha-64-n-dalana avokoa i Mamy Riva, i Setra ary i Fabio. Niondrika teo anatrehan’ilay Nizerianina, […]

SOMBIM-BAOVAO

Mialoha ny hiakaran’ny Ankoay kianja any amin’ ny « Lalao Afrikanina », tanterahina any Ghana, mbola niatrika lalao tsapa teto an-tanindrazana ry zareo, omaly. Nikatroka tamin’ny ekipam-pirenena latsaky ny 23 taona. Ao anaty vondrona «A» no misy ny Ankoay, vehivavy, miaraka amin’i Egypte, Namibie ary i Algerie. Ny lehilahy kosa miray sokajy […]